Tantara mikasika ny Serba tamin'ny Febroary, 2018
Serbia : Voasivana Hatramin'ny Fahatsiarovana Ny Maty Avoaka Anaty Gazety
Nosivanin'ny gazety serbiana iray ny toerana nisy ny lahatsoratra fahatsiarovana ilay mpanakanto mpanao sary. Voalaza fa boky momba ny sivana no iray amin'ny asany farany.