Tantara mikasika ny Serba tamin'ny Aogositra, 2010
Serbia: Mpanao gazety iray nisy nanafika tanaty zotra fitateram-bahoaka
Nisy namono teny ambony fiarakodia lehibe iray mpitatitra olona i Teofil Pancic, mpanao gazety fanta-daza iray teratany Serba tamin'ny asabotsy. Manazava ny fihetsiky ny mponina amin'ny aterineto Serbiana sasany momba izany i Sinisa Boljanovic.