Tantara mikasika ny Serba tamin'ny Janoary, 2020
Mametraka fitarainana ny Istinomer , sampandraharaha Serba iray misahana ny fanamarinana haingana ny zava-mitsy taorian'ny fanafihana informatika mahery vaika.
Nangataka fanadihadiana iray hamoahana ny mombamomba ireo nibaiko ilay fanafihana sy namatsy vola ny teknolojia nanaovana izany ny Istinomer.