Tantara mikasika ny Serba tamin'ny Novambra, 2014
Nametraka Volavolan-Dalàna “Fanafahana Amin'ny Tahotra” Ny Solombavambahoaka avy amin'ny Mpanohitra ao Serbia
Ny antony hampandaniana ity lalàna ity dia miompana amin'ny tsy maintsy ametrahana fiarovana ny fahalalahana sivily izay iantohan'ny Lalampanorenana amin'ny trangan-javatra hanitsakitsahan'ny manampahefana ao amin'ny governemanta ireo fahalalahana ireo