Tantara mikasika ny Hindi
India: Fikambanan'ny Asa Fanaovan-gazety Miaraka Amin'ny Video Volunteers
Ny Video Volunteers na Mpaka Sary Mpilatsaka An-tsitrapo dia fikambanan'ny mpamokatra fampitam-baovao tsy mitady tombontsoa avy amin'ireo tanànakely sy trano bongo ao India, izay mamorona votoaty manan-danja ho azy ireo sy mandefa izany hojeren'ny vondrom-piarahamonina.
Diaben'ny Vehivavy Manerana An'i India Mba Ho Afa-Mivoaka ny Trano Am-pilaminana
Nivory tamin'ny Asabotsy teo ny vehivavy an'arivony manerana an'i India, nitondra sora-baventy mivaky hoe: "Hivoaka aho," izay ao anatin'ny fanentanana mba hitakiana ny zony ho afa-mivoaka ankalamanjana tsy misy tahotra ny ho voasetrasetra.
Araka ny Filazan'ny Indiana, Tamin'ny taona 1947 No Nitranga Ny Tena Brexit (Fialàn'ny Britanika)
Mety hisy fiantraikany goavana eo amin'ny toekarena, varotra sy politika manerantany ny Brexit -- saingy manana ny fomba fijeriny manokana momba ny fanapahan-kevitr'i UK hiala amin'ny Vondrona Eoropeana i India.
Manameloka Ny Praiminisitra Ho Mihatsaravelatsihy Tamin'ny ‘Eritreriny Sy Ny Vavaka’ Nataony Ho An'i Orlando Ny Fiarahamonina LGBTQ Ao India
"Tsy ampy litera dimy manan-danja ny siokanao misy litera 110. Endri-tsoratra dimy izay manambara ny marina fa ny governemantanao dia tsy mety manaiky ny fisian'ny LGBTQ '!"
Lahatsary Vaovaon'ny Coldplay Ahitàna An'i Beyonce, Miatrika Dona Mafy Noho ny Filazàna Azy Ho Mitsaratsara Fahatany Ny Kolontsaina Indiana
"Olana ny rakitsarin'i Beyonce satria tsy manome lanjany, ary mampiasa an'i India ho fitadiavam-bola sy fanangonan-karena. Tany sy kolontsaina tsy anànany zo akory."
Mety Ho An'ireo Fiteny Rehetra Any Azia Atsimo Ny Rindrambaiko OCR (Optical Character Recognition) An'ny Google
Mety aminà fiteny maherin'ny 248 eran'izao tontolo izao ny OCR an'ny Google, ka isan'ireo ny fiteny Aziatika Tatsimo be mpampiasa, ary mitondra ihany koa fanantenana hahafahana mandrakitra ho dizitaly, araka izay tratra, ireo lahatsoratra tranainy.
Mampanantena Fanovana Marobe Ny Tetibola Voalohan'ny Praiminisitra Indiana Modi, Anisan'izany Ny Fanamboarana Sarivongana Lava Indrindra Manerantany
Niteraka fanehoan-kevitra maro isan-karazany ny tetibola voalohany an'i Narendra Modi. Niteraka resabe ihany koa ny tetibola 34 tapitrisa dolara hanamboarana sarivongana lava indrindra manerantany.
Makedonia: Topi-maso Ho An'ny Fankalazàna Iraisam-pirenena Ny Tononkalo Fanao Efa Am-polotaonany
Ilay Portiogey mpamokatra sarimihetsika André Soares dia namoaka lahatsary fanadihadiana fohy momba ny Harivan'ny Tononkalo any Struga, hetsika iraisam-pirenena ho an'ny tononkalo izay tanterahana any Makedonia nanomboka tamin'ny 1962.
India: Ozinina Tsy Ara-Dalàna Mikirakira Asfalta Miteraka Homamiadana Amin'ny Mponina
Nampahafantatra ny olana atrehin'ny tanàna kely iray ao Rajasthana ny tetikasa Video Volunteers’ India Unheard (Lahatsarin'ny mpilatsaka an-tsitrapo mampiseho an'i India Tsy Fandre), orinasa tsy ara-dalàna maromaro mpamokatra asfalta no mandoto ny tanàna ka niteraka olana ara-pisefoana eo amin'ny 10%-n'ny mponina, ary niteraka fahavoazana teo amin'ny fambolena ihany koa. Sunita Kasera, monina...
Lahatsary: Fandripaham-behivavy Sy Kilongavavy Any Shina Sy India
Eo amin'i India sy i Shina, 200.000.000 ny isan'ny zazavavy “manjavona” noho ny fanalan-jazarano vavy na noho ny fandaozana sy famonoana kilongavavy. Maro ny lahatsarim-panadihadiana na vaovao mitatitra ity tranga ity, miezaka ny hanazava ny anton'ny fanavakavahana ara-pananahana ity ary mitady ny zavatra azo atao momba azy ity. Amin'ny “Voambolana telo...