Tantara mikasika ny Hindi tamin'ny Oktobra, 2011
Andro Iraisam-pirenena Ho An'ny Sakafo: Ny Fiainana Anaty Hanoanana
Araka ny Banky Iraisam-pirenena, manakaiky ny 1 lavitrisa ny olona mandry fotsy maneran-tany, ary hampitombo izany isa izany ny fiakaran'ny vidin-tsakafo. Androany, Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Sakafo, hijery manokana ireny fiankaviana matin-kanoanana ireny isika ary hihaino ny tantarany.