Tantara mikasika ny Hindi tamin'ny Jona, 2016
Manameloka Ny Praiminisitra Ho Mihatsaravelatsihy Tamin'ny ‘Eritreriny Sy Ny Vavaka’ Nataony Ho An'i Orlando Ny Fiarahamonina LGBTQ Ao India
"Tsy ampy litera dimy manan-danja ny siokanao misy litera 110. Endri-tsoratra dimy izay manambara ny marina fa ny governemantanao dia tsy mety manaiky ny fisian'ny LGBTQ '!"