Tantara mikasika ny Hindi tamin'ny Jolay, 2016
Araka ny Filazan'ny Indiana, Tamin'ny taona 1947 No Nitranga Ny Tena Brexit (Fialàn'ny Britanika)
Mety hisy fiantraikany goavana eo amin'ny toekarena, varotra sy politika manerantany ny Brexit -- saingy manana ny fomba fijeriny manokana momba ny fanapahan-kevitr'i UK hiala amin'ny Vondrona Eoropeana i India.