Tantara mikasika ny Hindi tamin'ny Jona, 2017
India: Fikambanan'ny Asa Fanaovan-gazety Miaraka Amin'ny Video Volunteers
Ny Video Volunteers na Mpaka Sary Mpilatsaka An-tsitrapo dia fikambanan'ny mpamokatra fampitam-baovao tsy mitady tombontsoa avy amin'ireo tanànakely sy trano bongo ao India, izay mamorona votoaty manan-danja ho azy ireo sy mandefa izany hojeren'ny vondrom-piarahamonina.