Tantara mikasika ny Hindi tamin'ny Janoary, 2023
Tsy mahatoky intsony ny antoko BJP ao India ny mpanohana rehefa nampiatoana ny mpitondra teniny
Nesorin'ny antoko Bharatiya Janata Party (BJP) ao India ny mpitondrateniny roa noho ny fanerena avy amin’ny filazana fa fanamarihan’izy ireo momba ny Mpaminany Muhammad, izay nalaza tamin’ny lohatenim-baovao tany India sy tany ivelany.