Tantara mikasika ny Hindi tamin'ny Febroary, 2017
Diaben'ny Vehivavy Manerana An'i India Mba Ho Afa-Mivoaka ny Trano Am-pilaminana
Nivory tamin'ny Asabotsy teo ny vehivavy an'arivony manerana an'i India, nitondra sora-baventy mivaky hoe: "Hivoaka aho," izay ao anatin'ny fanentanana mba hitakiana ny zony ho afa-mivoaka ankalamanjana tsy misy tahotra ny ho voasetrasetra.