Tantara mikasika ny Hindi tamin'ny Novambra, 2018
Lahatsary : India, “Slumdog Millionaire” sy ireo tanàna farahidiny
.Ela ny ela, inty ny sarimihetsika iray tsy mandokandoka ireo vohitra ao amin'ny farany lalina ao India ho toy ny toerana «tsara tsy fahita firy» no sady tsy mampiseho ireo ankosotra sy zavatra atentina izay tsy mahakasika afa-tsy ampahany kely dia kely amin'ireo indiàna mpanarivo, nefa nofinofisin'ny rehetra