Ahoana no eritreritr'izao tontolo izao momba ny Filoha Barack Obama afaka efataona aty aoriana?
Tamin'ity taona ity (2012) isika dia tsy nahita ny hafaliam-po tamin'ny ankapobeny momba ny fifidianana any Etazonia ny 6 Novambra 2012 izay nahitantsika an'i Obama nandray ny fahefana voalohany. Tamin'izany fotoana izany, betsaka ny hetsika satria na ny Global Voices aza dia nanana tranonkala voatokana nantsoina hoe Voices without Votes. Raha toy ny sosoa voatapo-drano tamin'ny zava-misy momba ny krizy ara-toekarena, ny tantelimby (drone) ary ny ady, mitodika any amin'i Etazonia (amin'izao fotoana 2012 izao) ny vahoakan'izao tontolo izao, niaraka tamin'ny fanantenana marobe, kanefa ihany koa feno ahiahy .
Momba ny fandresen'i Obama
- Nitifitra tany Yemen ny tantelimby Amerikana andro iray taorian'ny fandresen'i Obama
- Fanombohana vaovao ho an'i Barack Obama any Afrika?
- Mankalaza ny faharesen'i Romney ireo mpisera Isiraeliana
- Nanakoako tany Zimbaboe ny fifidianana filoham-pirenena tany Etazonia
- Naneho ny heviny tamin'ny nahavoafidy indray ny filohan'i Etazonia Barack Obama i India
- Maneho ny fihetseham-pony ireo Rosiana tamin'ny nahavoafidy indray an'i Obama
- Iran: Misaintsaina momba efataona fanampiny ho an'i Obama ny mpisera
- Bahamas: Moa ve mariky ny fanovana manerantany ny vokatry ny fifidianana tany Etazonia ?
- Voafidy indray i Barack Obama ary nahazo sitraka avy amin'ny mpifidy Latino
- Politika Amerikana manoloana an'i Amerika Latina taorian'ny fifidianana
- Tontolo Arabo: Inona no hiova amin'ny nahavoafidy indray an'i Obama?