Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Ny fomba fahitana ny nahavoafidy indray an'i Obama tamin'ny ankapobeny (2012)

Anatomy of a World Leaderr

Anatômia-n'ny mpitondra an'izao tontolo izao avy amin'i Alex Grey (CC BY-NC-SA 2.0)

Ahoana no eritreritr'izao tontolo izao momba ny Filoha Barack Obama afaka efataona aty aoriana?

Tamin'ity taona ity (2012) isika dia tsy nahita ny hafaliam-po tamin'ny ankapobeny momba ny fifidianana any Etazonia ny 6 Novambra 2012 izay nahitantsika an'i Obama nandray ny fahefana voalohany. Tamin'izany fotoana izany, betsaka ny hetsika satria na ny Global Voices aza dia nanana tranonkala voatokana nantsoina hoe Voices without Votes. Raha toy ny sosoa voatapo-drano tamin'ny zava-misy momba ny krizy ara-toekarena, ny tantelimby (drone) ary ny ady, mitodika any amin'i Etazonia (amin'izao fotoana 2012 izao)  ny vahoakan'izao tontolo izao, niaraka tamin'ny fanantenana marobe, kanefa ihany koa feno ahiahy .

Momba ny fandresen'i Obama

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.