Tantara tamin'ny 24 Jolay 2019
An-tsary: Mikarakara matso iray i Nepal mandritra ny volana natokana erantany ho an'ny fireharehana (pelaka)
Notakian'ireo mpandray anjara hanànana zo mitovy, anisan'izany ny fanambadiana eo amin'ireo olona mitovy fananahana ary vitan'izy ireo ny nampianatra ny olona momba ireo vondrom-piarahamonina 'pelaka samihafa, lavitry ny fampiasana ny teny mahazatra LGBTQ+.
Mamisoa Isabelle Raveloaritiana: Nivady izahay noho ny Global Voices
"Niova ny ampahany tamin’ny fiainako hatramin’ny nidirako tato amin’ny vondrom-piarahamonina. Noho ny Global Voices no nahitako ny maha-zava-dehibe ny fahalalahana maneho hevitra, ny fizarana hevitra, izay nanosika sy nandrisika ahy hamorona ny bilaogiko amin’ny teny Frantsay sy Anglisy ary amin’ny teny Malagasy ; nahitako ny sila-panahiko." hoy Mamisoa Isabelle Raveloaritiana nanoratra.
Tonian-dahatsoratra vaovao Ordò
Fantaro i Anas Saleem, Tonian-dahatsoratra vaovao Lingua amin'ny teny Ordò! Mpanao gazety mahaleotena sady bilaogera avy any Faisalabad, Pakistan i Anas.
Rivo-doza Myanmar 2008
Namely an'i Myanmar (Burma) tamin'ny fiandohan'ny volana Mey 2008 ny rivo-doza nahafatesana olona, izay niteraka aina nafoy marobe sy fahasimban'ny tontolo iainana.
Niteraka fahavoazana tao Azia Atsimo-Atsinanana ny El Niño
Misy fiantraikany ao amin'ny firenena maro any Azia Atsimo-atsinanana ny fiakaran'ny hafanana sy ny tsy fahampian-drano, noho ny tranga toetr'andro El Niño.
Matory na Maty: Fitantarana avy ao amin'ny rafi-pamonjana Syriana
Andian-tantara misy fizarana enina avy amin'ilay mpikatroka Sarmad Al Jilane mikasika ny zavatra niainany tamin'ny rafi-pamomnjana Syriana ny “Sleeping or Dead” (Matory na Maty) . Monina any Torkia ankehitriny, iray amin'ireo...
Ny fomba fahitana ny nahavoafidy indray an'i Obama tamin'ny ankapobeny (2012)
Ahoana no eritreritr'izao tontolo izao momba ny Filoha Barack Obama afaka efataona aty aoriana?
Vaovao farany Lingua volana May 2019
Manolotra ny vaovao Lingua farany volana May 2019 ny mpitantana ny Lingua
Vaovao Lingua farany volana Aprily 2019
Manolotra ny vaovao farany Lingua volna Aprily 2019 ny mpitantana ny Lingua