Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Jolay 2020.
Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 675 isika, nahasarika mpitsidika 259.972 ary jeripejy miisa 470.680. Nahatratra 256.722 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 260.921 tao amin'ny Twitter.
Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana jolay
Songadina
- Namoaka lahatsoratra momba fanovana kely ny endriky ny GV isika !
Ireo nitarika tamin'io volana io:
Lahatsoratra
Italiana 126
Espaniola 109
Grika 98
Frantsay 72
Rosiana 58
Tsidi-pejy
Espaniola 104.333
Portiogey 46.141
Japoney 40.989
Frantsay 40.650
Italiana 30.985
Mpiondana Facebook
Arabo ar 120.240
Shinoa 42.742
Espaniola es 19.474
Frantsay fr 17.007
Amharic am 8.817
Mpanjohy Twitter
Shinoa 177.536
Arabo ar 41.925
Bangla bn 8.331
Espaniola es 7.529
Frantsay fr 5.550
Misaotra betsaka anareo ry Lingua tamin'ny fandraisanareo anjara sy ny fotoana atolotrareo ! Tohizo ny asa mahafinaritra ataonareo !
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaontsika mikasika ny Lingua!