Satria tsy ara-dalàna ny fahapelahana ao Ozbekistan, dia tsy maintsy miafina ny olona LGBTQ+

Kianja Amir Timur ao Tashkent, renivohitr'i Ozbekistan. saripikan'ny mpanoratra izay naniry ny tsy ho fantatra. Tsy midika ho misolo tena ny mpikambana ao amin'ny vondrom-piarahamonina LGBTQ+ ny olona hita sary etoana. Sary nahazoana alalana.
Iray amin'ireo firenena Aziatika Afovoany post-sovietika efa vitsy mbola manafay amin'ny alalan'ny lalàna ny fifandraisana ara-nofon'olondehibe (samy lehilahy na samy vehivavy) roa mifanaiky i Ozbekistan. Mety higadra hatramin'ny telo taona ireo hita fa meloka. Voavolavola lalina amin'ny kolontsaina persiana talohan'ny vanim-potoana maoderina ahitana fifankatiavan'olondroa samy lahy na samy vavy sy ny fanehoana azy poetika ny fiarahamonina Ozbeka. Na izany aza dia lasa heloka bevava ny fifandraisan'olondroa samy lahy na samy vavy nandritra ny fanjakazakana rosiana sy sovietika taorian'izany. Tsy nanitsy ny lalàna ny governemanta tao aminy rehefa nahazo ny fahaleovantena i Ozbekistan tamin'ny taona 1991.
Amin'izao fotoana izao, manjaka anaty resaka ao amin'ny firenena ny fankahalana pelaka. Samy manao izany fankahalana pelaka izany na ny manampahefana amin'ny governemanta, na ny mpitarika ara-pivavahana (mitovy daholo ihany na miozolomana na Rosiana Ortôdôksa), sy ireo mpisera aterineto maro, izay tsy miantso ho amin'ny fisamborana fotsiny ihany fa hatramin'ny famonoana ireo olona LGBTQ+ ireo ihany koa. Misy fiantraikany henjana amin'ny vondrom-piarahamonina izany, fa tsy misy intsony ny seha-bahoaka azo antoka ho azy ireo. Indraindray ireo Ozbeka LGBTQ+ ireo voatery hivaro-tena na terena hanampy ny polisy amin'ny fiampangana ireo mitovy aminy. Raha misy mamono mahafaty azy ireny, dia na maivana na tsy misy mihitsy aza ny sazy azon'izay manao izany. Ary mitranga izany raha fantatra ny momba azy ireo.
Nitafatafa tamin'ny iray amin'ireo mpikatroka LGBTQ+ vitsy dia vitsy, izay manolotra fanohanana ara-pitsarana sy ara-tsaina ho an'ilay vondrom-piarahamonina lasa miafina tanteraka, ao Ozbekistan ny Global Voices.
Noho ny antony ara-piarovana dia nesorina ny anaran'ilay mpikatroka. Nahitsy hihafohy kokoa ity antsafa ity.
Global Voices (GV): Inona avy ireo singa lehibe nahatonga ny fielezan'ny fankahalana pelaka eto Ozbekistana amin'izao fotoana?
Боходир: Самой главной причиной гомофобии в узбекском обществе – это религия ислам, в которой говорится что бесакалбазов (людей нетрадиционной ориентации) надо убивать. Узбекистан является светской страной, но многие необразованные Узбеки не понимают этого, для них это обычное дело открыто призывать к убийствам ЛГБТ людей -это чаще происходит в социальных сетях. Все остаются безнаказанными и не боятся, потому что гомосексуальность ещё и наказывается уголовной статьёй 120.
В последнее время гомофобия возросла, появились ряд гомофобных каналов – которые публикуют личные данные ЛГБТ людей – начиная просто с фотографии и заканчиваю иногда паспортными данными.
Вторая причина так это статья – то есть власть тоже гомофобная. Все твердят что 120 статья хоть и существует, но не практикуется, однако 3 месяца тому назад, двое парней были задержаны по 120 статье. Таким образом 120 статья создаёт среду, в которой нарушаются права человека и совершаются преступления без наказаний. Сотрудники правоохранительных органов благодаря дискриминационной статье шантажируют ЛГБТ людей, но вначале их подвергают пыткам и моральным унижениям, угрожают разоблачением.
Bohodir: Ny finoana islamo no antony voalohany mahatonga ny fankahalana pelaka ao amin'ny fiarahamonina Ozbeka, izay mitaky fa tokony hovonoina ireo “besoqolboz” (olona tsy manaraka ny fironana ara-pananahana nentim-paharazana). Maro ireo Ozbeka tsy nahazo fanabeazana no tsy mahatakatra hoe firenena lahika anie i Ozbekistan, sady tsy mahita zavatra tsy mety amin'ny fiantsoana malalaka ny hamonoana ny olona LGBT, indrindra ny ao amin'ny media sosialy. Sady tsy azo saziana ireny no tsy matahotra, satria mbola heloka bevava araka ny fehezan-dalana famaizana andininy faha-120 ny homosexualité.
Taty aoriandriana no niakatra io fankahalàna pelaka io. Fantsona mpankahala pelaka maro [ao amin'ny media sosialy] no nahitana namoaka torohay momba ny olona LGBT, ary ahitana sary sy angona ara-pasipaoro amin'ny tranga sasany.Ny antony faharoa mahatonga ny fankahalana pelaka dia ny lalàna, izay mahatonga ny fanjakana mankahala ny pelaka. Milaza ny olona sasany fa na dia misy aza ny Andininy faha-120, dia tsy ampiharina izany. Saingy efa-bolana lasa izay, lehilahy roa no nosamborina teo ambanin'izany lalàna izany. Miteraka tontolo fanitsakitsahana ny zon'olombelona sy tsy fanasaziana heloka bevava ny fisian'ny andininy faha-120. Nametraka olona tanaty lisitra mainty teo ambanin'ity lalàna ity ihany koa, sy nampijaly azy ireo sy nitondra azy ireo tamin'ny fahaketrahana ara-moraly ary nandrahona azy ireo tsy hahita intsony ny fianakavian'izy ireo sy ny mpampiasa azy ireo ny ao amin'ny sampana mpampihatra lalàna.
GV: Inona no paikady ampiasain'ny vondrom-piarahamonina LGBTQ+ mba hianganana amin'ny tontolo tahaka izany?
Б: Многим ЛГБТ людям трудно социализироваться в таком гомофобном обществе, к тому же их внутренняя гомофобия не даёт им покоя, некоторые из них ищут выход в исламе, других превращает в гей-гомофобов, которые потом становятся большой угрозой для остальных ЛГБТ людей. Некоторые из них заканчивают свою жизнь самоубийством.
Существует очень много стереотипов об ЛГБТ сообществе, типо они вербуют несовершеннолетних детей или ЛГБТ может привести к вырождению узбекской нации.
Под страхом разоблачение многие лесбиянки и геи выходят замуж/женятся против своей воли, под давлением родственников и родителей, а пройдя некоторое время либо об их ориентации кто-то узнаёт и происходит развод, или же ведут двойную жизнь.
B: Tena sarotra ny mamolavola saina tia firaisankina ao anatin'ny fiarahamonina mankahala pelaka. Misy foana ny fankahalana pelaka ao anatiny. Miezaka mitady fialokalofana ao amin'ny Silamo ny sasany, ny hafa nivadika pelaka mankahala pelaka ary manjary fandrahonana goavana ho an'ny olona LGBT hafa. Ny sasany moa lasa mamono tena mihitsy.
Maro ireo hevi-draikitra momba ny vondrom-piarahamonina LGBT, anisan'izany ny fiampangana fanararaotana ireo ankizy tsy ampy taona, na mahatonga ny faharinganan'ny firenena Ozbeka.
Matahotra ny ho voaroaka, lesbiana sy pelaka marobe no miditra amin'ny mariazy [mahazatra] tsy araka ny sitrapon'izy ireo, noho ny fanerena avy amin'ny fianakaviana. Aorian'ny fotoana fohy, rehefa fantatra ny fironana ara-pananahan'izy ireo, dia misara-panambadiana na manana fiainana roa izy ireo..

Tabilao mampiseho ny fomba fiakanjo “maotina” ho an'ny mpianatra ao amin'ny Oniversitem-panjakana Ozbek ao Tashkent. Sary avy amin'ny mpanoratra tsy te-hitonona anarana. Nahazoana alalana.
GV: Manoloana ny zavatra nofaritanao, misy zavatra azo atao hanohanana ny vondrom-piarahamonina ve?
Б: Необходимо открыть фонд для осуществление некоторых проектов и расширение возможностей. Открытие сайта – платформы для распространения всей необходимым информационных материалов для улучшение качества жизни ЛГБТ людей, для создание безопасной и дружелюбной атмосферы, для работы с ЛГБТ людьми. Сейчас преступники и гей-гомофобы, контролируют все группы для знакомств и каналы про ЛГБТ в Узбекистане и они имеют доверия ЛГБТ людей к ним. Страдает очень огромное количество людей. ЛГБТ люди говорят что у них всё хорошо – потому что боятся, потому что не знают куда обратиться.
(B) Tena ilaina tanteraka ny mametraka fototra ho an'ny tetikasa sy fisantarana andraikitra vaovao. Mba hananganana tranonkala hanapariahana vaovao ho fanatsarana ny kalitaon'ny fiainan'ny olona LGBT. Amin'izao fotoana izao, dia nahazo ny fahatokisan'ny fiarahamonina ireo jiolahy sy mpankahala pelaka ary mifehy ny sehatra fihaonana sy ireo fantsona rehetra momba ny olana LGBT ao Ozbekistan. Mety hidiran-doza ny olona marobe noho izany. Satria matahotra izy ireo, dia matetika milaza ny olona LGBT fa milamina ny zava-drehetra, satria tsy fantatr'izy ireo izay haleha hahazoana fanohanana.
GV: Misy ve ny famantarana fa mety hahazaka kokoa sy mampiaty ny rehetra fiarahamonina Ozbek any aoriandriana any?
Б: В первую очередь это осуществление поучительных мероприятий для работ с ЛГБТ людьми. Создание групп для добровольных волонтеров, которые могут предлагать помощь для развитие любого направление активизма. Постоянный мониторинг преступлений совершённых на почве ненависти к ЛГБТ людям. Обращения к международным правозащитным организациям на основе мониторинга преступлений совершённых на почве ненависти к ЛГБТ людям.
Укрепление доверия между представителями сообщества и ЛГБТ людьми. Они должны поверить в нас, нас немного и мы не можем осуществлять работы абсолютно по всем направлениям активизма. Например у нас ещё нет возможностей для поднятие проблемы на законодательном уровне – потому что на законодательном уровне нас самих считают преступниками.
Есть активисты-психологи которые могут оказывать помощь ЛГБТ жертвам пострадавшим от насилие и дискриминации.
Есть несколько активистов, которые работают по направлении здравоохранение – просвещают ЛГБТ людей о ВИЧ-заболевании, помогают им обращаться в СПИД-центры, но об этом тоже знает небольшое количество ЛГБТ людей.
Если мы будем молчать – тем самым будем давать добро на все эти преступления, насилия и дискриминацию.
B: Voalohany indrindra, dia mila hetsika ara-panabeazana hoan'ireo miara miasa amin'ny fiarahamonina izahay; mila manangana vondrona volantera afaka manampy mamolavola endrika fikatrohana izahay. Mila manaramaso hatrany ireo heloka rehetra ateraky ny fankahalana fironanana ara-nofo izahay. Mila manaitra ireo fikambanana iraisam-pirenena momba ny zon'olombelona isika, mifototra amin'izany fanarahamaso izany, momba ny heloka noho ny fankahalana sy ny fankalahana ny olona LGBT.
Saingy mila amafisinay ny fifampitokisana eo amin'ny samy LGBT sy ny olona rehetra eo anivon'ny fiarahamonina. Mila matoky antsika ny vahoaka, tsy ampy fotsiny izao ny hanao ny karazam-pikatrohana rehetra ilaina vitaina. Ohatra, satria mamaritra anay ho jiolhy ny lalàna, tsy manana fomba hitondrana ny olana eo anivon'ny mpanao lalàna isika.
Psykôlôgy afaka manampy ireo mpikambana ao amin'ny vondrom-piarahamonina LGBT lasibatry ny herisetra na ny fanavakavahana ny mpikatroka sasany.
Miasa eo amin'ny sehatry ny fahasalamana ireo mpikatroka sasany ary mampahafantatra ny vondrom-piarahamonina LGBT momba ny VIH, manampy azy ireo hiditra amin'ny toeram-pitsaboana SIDA. Na izany aza, mpikambana tena vitsy ao amin'ny vondrom-piarahamonina no mahafantatra momba izany.
Raha mijanona mangina isika, dia mankasitraka ny heloka bevava, ny fanavakavahana sy ny herisetra rehetra.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...