Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

11 Desambra 2019

Tantara tamin'ny 11 Desambra 2019

Nolalaovina toy ny ‘kabuki’ ilay sarimiaina ‘Nausicaä’ malaza be avy any Japàna

Nausicaä of the Valley of the Wind (Nausicaä an'ny Lohasahan-dRivotra), iray amin'ireo sary nohetsehana malaza indrindra ao Japàna, dia holalaovina toy ny Kabuki ny Desambra 2019 ao Tokyo.

Niparitaka be ny sarin'ilay polisin'ny fifamoivoizana tany Maputo tao anaty orana

Tsy nampihontsona ilay polisin'ny fifamoivoizana ny orana.

Satria tsy ara-dalàna ny fahapelahana ao Ozbekistan, dia tsy maintsy miafina ny olona LGBTQ+

Natafatafa tamin'ny iray tamin'ireo mpikatroka vitsy LGBTQ+ ao Ozbekistan ny Global Voices.

Taorian'ny horohorontany nandravarava, miverina tsikelikely amin'ny andavanandrony i Albania

Na niteraka famoizana aina 51 sy tsy manana hialofana an'anarivony maro aza ilay horohorontany tamin'y 6 Novambra, rakotra haingo ho entina mankalaza ny Taombaovao ireo tanàna nizàka izany.