Cebu, located far from the nation’s capital that is Manila, is in the periphery. Far, as in physical distance, from the nation’s decision-makers. Far in figurative terms from opportunities granted first to those in the bigger metropolis. […]Organizers of the Citizen Media Summit 2015 to be held in Cebu this Saturday and Sunday also know the value of the periphery. […]Citizen media is about reporting on what you witness or experience, getting information and sharing it even if mainstream media like newspapers, radio and television are not there to report it. It is about reporting on issues that others may have overlooked or forgotten.
Any amin'ny manodidina no misy an'i Cebu, miorina lavitra an'i Manila izay renivohitry ny firenena. Lavitra, amin'ny halavirantany, avy amin'ireo mpanapa-kevitra ao amin'ny firenena. Lavitra ara-tarehimarika amin'ny hirika nomena voalohany ho an'ireo olona ao amin'ny metropole lehibe. […] Mahalala ny hasarobidin'ny manodidina Ireo mpikarakara ny Fihaonambe momba ny Median'Olon-tsotra 2015 izay hatao ao Cebu ny Asabotsy sy Alahady. […] Mitatitra momba ny zavatra hitanao na ny iainanao ny median'olon-tsotra, mahazo vaovao sy mizara izany na dia tsy eo aza ny fampahalalam-baovao mahazatra toy ny gazety, radio ary ny fahitalavitra mba hitatitra izany. Momba ny fitantarana ireo olana izay mety tsy raharahian'ny hafa na adinon'ny hafa izany.
Fitantarana an-gazety Cebuano momba ny Fihaonambe
- Fitaovana anterineto ho fanentanana mahomby ao Filipina avy amin'i Jessa J. Aguafor ao amin'ny Freeman on the Philippine Star.
- Global Voices avy amin'i Anol Mongaya ho an'ny Sun Star
- Andraikitry ny rehetra ny fiarovana ny aterineto avy amin'i Virgil Lopez ho an'ny the Sun Star
- Malahelo noho ny “hantsana nomerika” ao PH ny bilaogera, avy amin'i Virgil Lopez ho an'ny Sun Star
- WWW: (Tsy atao tonga soa ny Vehivavy ao amin'ny Aterineto) Women on the Web are not Welcome avy amin'i Ana P. Santos ao amin'ny Rappler