Tantara tamin'ny 03 Septambra 2019
Midedaka i Siberia, sempotra i Rosia
Ireo mpahay toetrandro dia nanambara fa niely tamin'ny fomba nivatravatra be ny tamin'ity taona ity noho ny fifangaroan'ny rivotra mahery sy ny lohataona mafàna loatra tsy toy ny mahazatra
Misambotra ireo mpitarika mpikatroka maro tsy tia fampodiana-fandroahana tsy misy toy izany ny polisin'i Hong Kong
Nanova paikady ny governemantan'i Hong Kong ka rehefa nataony ny paikady famoretana hihazona ireo mpanao fihetsiketsehana eny amin'ny toerana anaovana fihetsiketsehana dia ny fisamborana tambajotram-pikatroka pro-demaokrasia maromaro sy ireo mpitarika indray no ataony.
Vovonana 2015 tany Cebu: Efitra fanoratan-gazety
Any amin'ny manodidina no misy an'i Cebu, miorina lavitra an'i Manila izay renivohitry ny firenena. Lavitra, amin'ny halavirantany, avy amin'ireo mpanapa-kevitra ao amin'ny firenena.
Vovonana 2015: Fanohanana-Fiarahamiasa
Raha mila fanazavana fanampiny momba ny fanohanana na momba ireo fivoriana rehetra, ireo mpandray fitenenana sy ny mpandray anjara izay mahaliana anao ny hanohana azy, dia mifandraisa amin'i Georgia Popplewell.
Fantaro i Ramjit Tudu, mpampiantrano ny kaonty twitter @AsiaLangsOnline ny 3 – 9 Sep 2019
Vakio ity Fanontaniana sy Valiny ity, niarahana tamin'i Ramjit Tudu, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 3 - 9 Septambra 2019. Hizara ny ezaka ataony ho fametrahana ny fiteny Santali ho ao anatin'ny tontolo nomerika izy.