(Marihana fa efa tamin'ny taona 2007 ny lahatsoratra teny Anglisy)
![]()
Nitarika fihetsiketsehana sivily goavana nanerana ny araben'i Myanmar ireo mpikatroka demaokrasia niaraka tamin'ireo moanina bodista. Avy amin'ireo bilaogera Birmana sy ny fampahalalam-baovaon'olo-tsotra ny sary, lahatsary ary ny tatitra mivantana, any amin'ny firenena izay tsy ahafahan'ny media Tandrefana miditra.
Ny randram-baovao Global Voices:
Nampifandray sy nandika lahatsoratra avy amin'ny bilaogy Birmana sy ny tranonkalan'ny olon-tsotra isan'andro momba ny haben'ny hetsi-panoherana ireo mpanoratra ao amin'ny Global Voices. Mandefa vaovao mety hampitera-doza ny tenany manokana ireo bilaogera Birmana any Myanmar sy any ivelany.
12 Okt – News spreads of democracy activist's death (Miparitaka ny vaovao momba ny fahafatesan'ilay mpikatroka demokrasia)
10 Okt – Pro-regime newspaper discredits monks (Manaratsy ny moanina ny gazety mpanohana ny fitondrana)
02 Okt – Rumors circulate about number of detainees (Miparitaka ny tsaho momba ny isan'ireo gadra)
01 Okt – Soldiers crack down on monks (Manao famoretana amin'ireo moanina ny miaramila)
09 Sept – Prayer meets and support in neighbouring countries (Vavaka sy fanohanana any amin'ireo firenena mpifanolo-bodirindrina)
28 Sept – Japanese cameraman killed in Myanmar (Maty nisy namono tany Myanmar ilay kameramana Japoney)
28 Sept – Internet blocked in Myanmar (Notapahana ny aterineto any Myanmar)
28 Sept – Soldiers back down in Mandalay (Niverina any Mandalay ny miaramila)
26 Sept – Blog updates from street protests (Fanavaozam-baovao bilaogy avy eny amin'ny fihetsiketsehana an-dalambe)
24 Sept- Tens of thousands join protest led by monks (An'aliny ireo nanatevin-daharana ny fihetsiketsehana nataon'ny moanina)
Lahatsoratra Global Voices mifandraika amin'izany ihany avy amin'ny firenena hafa
Related Global Voices posts from other countries
12 Okt – Foreign correspondents in Thailand view slideshow of protests (Mijery ny fandehan'ny sarin'ny fihetsiketsehana ireo mpampita vaovao vahiny any Thailandy)
30 Sept- Contradictory reports in Singaporean media (Tatitra mifanohitra amin'ny media Singapaoreana)
28 Sept- Korean bloggers are reminded of the 1980s (Mahatsiaro ny taompolo 1980 ireo bilaogera Koreana)
28 Sept – Chinese bloggers side with Burmese monks (Miaraka amin'ireo moanina Birmana ny bilaogera Shinoa)
25 Sept – Voices from the region (Feo avy amin'ny faritra)
Tati-baovao momba ireo bilaogera Birmana
Matetika miantehitra amin'ireo sary sy kaontin'ny median'olon-tsotra amin'ny fitateram-baovao ataon'izy ireo ny mpanao gazety amin'ny fampahalalam-baovao tranainy.
09 Okt – Burma bloggers return as regime lifts blackout (Miverina ireo bilaogera Birmana satria nesorin'ny fitondrana ny sakana) (Guardian)
04 Okt- ‘Open-Source Politics’ Taps Facebook for Myanmar Protests (Facebook ‘Open-Source Politics’ Taps ho an'ny fihetsiketsehana ao Myanmar) (Wired)
03 Okt- Burma's bloggers show power of citizen journalists (Bilaogeran'i Birmania mampiseho ny herin'ireo mpanao gazety olon-tsotra) (AlertNet)
01 Okt- Burmese Blogger Uses Lightweight Messaging Service (Bilaogera Birmana mampiasa tolotra fandefasan-kafatra maivana) (Read/WriteWeb)
01 Okt- Bloggers silenced as curbs bring internet blackout (Notampenam-bava ireo bilaogera satria notapahana ny aterineto) (Guardian)
28 Sept – Scenes From a Revolution (Zava-miseho avy amin'ny Revolisiona) (Slate)
28 Sept – Bloggers in Burma keep world informed (Manome vaovao tsy tapaka ho an'izao tontolo izao ny bilaogera ao Birmania) (San Francisco Chronicle)
27 Sept- Burmese Bloggers Get the Word Out (Mandefa hafatra ireo bilaogera Birmana) (NY Times)
27 Sept – Burmese Bloggers By-Pass Censors (Miala sivana ireo bilaogera Birmana) (Spiegel Online)
26 Sept – Burma's cyber-dissidents (ireo mpanohitra ny aterineto ao Birmania) (BBC)
26 Sept – Burma bloggers keep one step ahead of junta (Mandroso manoloana ny fitondrana miaramila ny bilaogera Birmana) (Guardian)
Lahatsary
Burma Underground namorona lisitra YouTube hojerena amin'ny tahirin-dahatsary mifandraika amin'ireo zava-nitranga vao haingana tao Myanmar.
Tontolo:
Didy jadona miaramila i Myanmar (Birmana taloha). Nahazo ny loka Nobel-n'ny Fandriampahalemana ny mpitarika ny Pro-demokrasia Aung San Suu Kyi. Nogadraina amin'ny trano ambenana nandritra ny folo taona mahery izy.
Wikipedia / Fihetsiketsehana manohitra ny governemanta 2007:
Wikipedia / Myanmar (Burma)
Wikipedia / Aung San Suu Kyi
11 Aogositra – Bilaogera Myanmar mahatsiaro ny fihetsiketsehana 1988
20 Jiona- Firarian-tsoa andro nahaterahana ho an'i Daw Aung San Suu Kyi
Hetsika median'olon-tsotra ho fanohanana

Avaaz.org, fanangonan-tsonia sy fanentanana antserasera manerantany ho an'i Birmana

Andron'ny Bilaogera iraisam-pirenena ho an'i Birmana, 4 Oktobra

Akanjo mena ho an'ny Hetsika Birmana
Vondrona Facebook | Flickr |Facebook group|Flickr pool
Vondrona mpanohana ao amin'ny Facebook, mitanisa ireo fihetsiketsehana manerantany
Fihetsiketsehana Chevron avy amin'ny fax sy finday







