25 Jolay 2019

Tantara tamin'ny 25 Jolay 2019

Fifidianana sy Kolontsaina

Blaogim-Piarahamonina GV  25 Jolay 2019

Tiako mba hankalaza ny faha-10 taonany ny Global Voices. Andrasako amim-panantenana ny hahita ireo sary rehetra sy handre ireo kinangananga avy amin'ny Fihaonambe manaraka. Ho eo am-panahy aho miaraka aminareo rehetra!

Lisitra feno ny tranonkala Lingua 

  25 Jolay 2019

Raha handray anjara amin'ny fandikan-teny Global Voices, misoratra anarana eto! Ary aza adinoina ny manaraka ny taratasim-baovao Lingua ! Mahaliana anao ve ny hanomboka tranonkalan'ny fiteny vaovao? Misorata anarana eto!

Momba ny RuNet Echo

  25 Jolay 2019

Ny RuNet Echo dia tetikasan'ny Global Voices. Ny tena tanjon'ny tetikasa dia ny hanitatra sy hampivelatra ny fahatakarana ny aterineto Rosiana (RuNet) sy ireo vondrom-piarahamonina mifandray amin'ny aterineto.

Efa misy ankehitriny ny Lingua vaovao Nubian!

Blaogim-Piarahamonina GV  25 Jolay 2019

Miarahaba izao tontolo izao! Efa misy ankehitriny ny Lingua Nubian! Tsy maintsy milaza aho fa nofinofiko hatramin'ny naha-mpitantana ny Lingua ahy ny hanana ny Nubian eo amin'ny fitenintsika. Misaotra anao, Momen Talosh, noho ny fahavononanao hanara-maso ny fanombohana ny tetikasa!

Ny fahafatesan'i Hugo Chavez (2013)

  25 Jolay 2019

Tamin'ny 5 Martsa 2013, taorian'ny 14 taona naha-filohan'i Venezoela azy no maty teo amin'ny faha-58 taonany i Hugo Chávez Frías. Niady tamin'ny homamiadana i Chávez nanomboka tamin'ny taona 2010. Tsy nahafahany...