Iran: Atahorana ny ain'ilay bilaogera

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Oktobra 2011)

Nilaza ny rain'i Hossein Rongahi fa atahorana ny ain'ny zanany lahy. Bilaogera nogadraina mila fitsaboana ara-pahasalamana maika i Hossein. Voasazy higadra 15 taona an-tranomaizina izy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.