Iran:  Mila didim-pitsarana ny fandraràna tranonkala 

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Araka ireo tranokalam-baovao sy ireo bilaogy dia nilaza ny Lehiben'ny Fitsarana Iraniana Ayatollah Shahroudi ny Alahady fa mila didy avy amin'ny fitsarana ny raharaha rehetra ahitana ny fandraràna tranonkala. Nanampy ihany koa izy fa tsy tafiditra ao anatin'izany ireo tranonkala misahana ny fiarovana sy ny tranonkala tsy mendrika foto-pisainana. MihevitraTaghvimeh Tabid, bilaogera Iraniana fa tsy misy fiantraikany eo amin'ny fiainana andavanandro ity baiko ity.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.