24 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 24 Janoary 2019

Iran:  Mila didim-pitsarana ny fandraràna tranonkala 

GV Mpisolovava  24 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ireo tranokalam-baovao sy ireo bilaogy dia nilaza ny Lehiben'ny Fitsarana Iraniana Ayatollah Shahroudi ny Alahady fa mila didy avy amin'ny fitsarana ny raharaha rehetra ahitana ny fandraràna tranonkala. Nanampy ihany koa izy fa tsy tafiditra ao anatin'izany ireo...

Mpisolovava Miantso ny Kaomisiôna Afrikàna, ny Manampahaizana avy Amin'ny Firenena Mikambana Mba Hirotsaka an-tSehatra Amin'ny Raharahan'ireo Bilaogeran'ny Zone 9

GV Mpisolovava  24 Janoary 2019

Nanatevina laharana an'ilay antso maika nalefa ho an'ireo mpampakatenin'ny Firaisambe Afrikàna sy ny Firenena Mikambana ny Global Voices mba hahazoana fanafahana tsy misy hatak'andro an'ireo bilaogeran'ny Zone9, ary hanambaràna ny fisamborana sy fitazonana azy ireo ho fanitsakitsahana mibaribary ny zo maha-olombelona azy ireo.

Brezila: Mibilaogy momba ny fandrarana ny mpisolovavan'ny WordPress

GV Mpisolovava  24 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nibilaogy i Marcel Leonardi , mpisolovava Breziliana izay misolo tena ny WordPress rehefa misy ny tranganà fandraràna amin'ny sehatra ao amin'ny firenena: “Tao anatin'ny fangatahana nataon'ny Automattic Inc., ankoatra ireo fampahafantarana hafa dia nasongadina ny fahasimbana goavana nateraky ny...