Rosia: Tranonkala nakatona noho ny baikon'ny polisy

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aogositra 2010)

20marta.ru, tranonkalan'ny mpanohitra natokana hitantarana momba ny  “Andron'ny Fahatezerana” natao tamin'ny 20 Martsa no nakaton'ny polisy iray andro monja taorian'ny nisokafany, araka ny notaterin'ny kasparov.ru. Araka ny loharanom-baovao, nandefa taratasy fampahafantarana ny polisy fa nakatona ny tranonkala noho ny fitarihana fanoheram-panjakana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.