Toa nakaton'i Tonizia ny fidirana ao amin'ny Facebook

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Septambra 2007)

Toa nakaton'i Tonizia ny fidirana ao amin'ny Facebook androany. Bilaogera Toniziana sasany ao amin'ny firenena no nitatitra fa tsy afaka niditra tao amin'ny tranonkala tambajotra sosialy malaza ary naka pikantsary maromaro misy ny pejy hosoka 404.

Nakaton'i Tonizia nandritra ny fotoana maharitra ela ihany koa ny fidirana ao amin'ny tranonkala fizarana lahatsary malaza, Youtube (hatramin'ny 2 Novambra 2007) sy Dailymotion (nanomboka tamin'ny 3 Septambra 2007)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.