Fanaovana Topimaso Blaogy: Ny Fisamborana An'i Radovan Karadzic

Fanamarihana: lahatsoratra navoaka tamin'ny Aogositra 2008

Vontoatin-dresaka

Radovan Karadžić (teny serba : Радован Караџић), teraka tamin'ny 19 jona 1945, tao anatin'ilay Monténégro ankehitriny, no Filoham-pirenena Repoblika an'i Serba voalohany indrindra (Republika Srpska) ao Bosnia sy Herzegovina (BiH) taorian'ny fizarazaran'i Yogoslavia teo aloha. Nampangain'ny Tribonaly Iraisam-pirenena ho an'i Yogoslavia  (TPIY) teo aloha izy voalohany indrindra, tamin'ny jolay 1945 noho ny namelàny ny fandripahana an'ireo sivily nandritra ny fahirano natao an'i Sarajevo. Mbola io tribonaly io ihany koa no nandefa fanindroany didy fampisamborana, volana maromaro taty aoriana, noho ireo heloka bevava mifanohintohina ny maha olona tamin'ilay fandripahana ny Srebrenica. Tamin'ny 1997, tsy hita popoka izy ary niaina sahala amin'ny mpiery hatramin'izay.

Nambara tamin'ny harivan'ny 21 jolay 2008 ny nahasamboran'ireo manamboninahitry ny hery fiarovana Serba azy tao Belgrady. Ny andro manaraka, nolazaina izy fa efa hatry ny ela izy no niasa tao amina hopitaly tsy miankina iray tao Belgrady, izay nanaovany ny fitsaboana malefaka sy ara-tsaina, nisandoka ho ny Dr. Dragan David Dabić, na amin'ny maha mpitantana ny orinasa “Human Quantum Energy” azy.

Na teo aza ny valisoa 5 tapitrisa dolara [teny anglisy] nokasain'i Etazonia homena ho an'izay manome vaovao marina hahafahana misambotra azy, ireo didy iraisam-pirenena fampisamborana nalefan'ny Interpol sy ny tetika nataon'ireo sampam-pitsikilovana miafina sasantsasany, vitan'i Karadžić hatrany ny niàla tamin'ireo fisamborana nandritra ny 13 taona. Namoaka betsaka, naneho hevitra ary nifanakalo vaovao mikasika ny antsipirihan'io tantara mampivanaka io, ireo blaogera ao Balkana.

Fanamarihana: ny pejy natokan'ny Tribonaly Iraisam-pirenena ho an'i Yogoslavia taloha mikasika an'i Radovan Karadžić dia azo sintonina amin'ny PDF ato [teny anglisy]

Ireo lahatsoratry ny Global Voices mikasika an'i Karadžić (amin'ny teny Anglisy)

02 Août – Bosnia & Herzegovina: Karadžić tao La Haye
27 Juillet – Serbia: Demonstrators Attack Journalists in Belgrade
25 Juillet – Serbia: Anglophone Bloggers Continue Discussion of Karadžić's Arrest
23 Juillet – Serbia: African Bloggers’ Reactions to Karadžić's Arrest
23 Juillet – Serbia: Radovan Karadžić was disguised as a doctor
23 Juillet – Croatia: Reactions to the Karadžić arrest
22 Juillet – Serbie: Les blogueurs serbes commentent l'arrestation de Radovan Karadžić [teny frantsay]
22 Juillet – Balkana, Rosia: Voasambotra i Radovan Karadžić (teny Malagasy)
16 Juillet – Bosnia & Herzegovina: Anniversaries of Massacres

D'autres ressources (en anglais)   ………….Ireo loharano hafa (amin'ny teny anglisy)

- Eo amin'ny vohikala openDemocracy: Radovan Karadzic: the politics of an arrest nosoratan'i Eric Gordy, Radovan Karadzic’s capture: a moment for history nosoratan'i Dejan Djokic, ary Serbia’s tipping-point arrest nosoratan'i Victor Peskin
-Tao amin'ny vohikala Balkan Insight: “It’s Time to Test The Karadzic Myth nosoratan'i Aleksandar Hemon, “Karadzic: From Dissident Poet to Most Wanted” nosoratan'i Gordana Katana, and “Radovan as Saddam? Get Real” nosoratan'i Marcus Tanner.
-Eo amin'ny vohikala Transitions Online: The Rise and Fall of the ‘Butcher of Bosnia’ nosoratan'i Adam Eaglin, End of A Long Chase, sy ny No More Yawns nosoratan'i Katerina Safarikova.
East Ethnia Blog nosoratan'i Eric Gordy
Finding Karadzic Blog
Srebrenica Genocide Blog
– Eo amin'ny Euroblog an'i Mark Mardell eo amin'ny BBC News : Karadzic finally captured ary Spotlight on tribunal
– Eo amin'ny vovonana blaogy B92: Radovan Karadzic's bad hair day nosoratan'i Hugh Griffiths
– Eo amin'ny vohikala Boing Boing: My neighbor Radovan Karadžić ary Dragan Dabić Defeats Radovan Karadžić an'i Jasmina Tešanović
– Eo amin'ny blaogy LimbicNutrition : Anatomy of a Nationalist Protest

Sariitatra (fandikàna ny tenyespaniola): “Nalaza ho mpandringana aho, ankehitriny, mpitsabo tsy mitnona anarana” (Takelaka: “Kabinetran-dradoko”)

Ireo sary
– Sary misy ny tenifototra ‘Karadzic’ eo amin'ny vohikala sary Flickr
– Fanehoana hafaliana tao Sarajevo taorian'ilay fisamborana – teo amin'ny blaogin-tsary Powiększenia

Raha maniry ianao ny hanolotra lahatsoratra iray na blaogy anampiana an'ity lisitra ity, na raha toa ianao blaogera ary te-handray anjara amin'ny vohikala Global Voices, mandefasa imailaka iray amin'ny ‘toniandahatsoratray’ ho an'i Eoropa afovoany sy Atsinanana, Veronica Khokhlova.

Photo de Radovan Karadžić de Wikipedia Commons.
Caricature de
Mermadon, publiée sous licence Creative Commons

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.