Balkana, Rosia: Voasambotra i Radovan Karadžić
(Marihana fa efa tamin'ny volana Jolay taona 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Araka ny tatitra, voasambotra tao Serbia tamin'ny alin'ny Alatsinainy ny lehiben'ny Serba Bosniana teo aloha sady anisan'ny gadra nitsoaka karohana indrindra manerantany Radovan Karadžić.
Ireto ambany ireto ny fanehoan-kevitra voalohany avy amin'ireo bilaogera:
Eric Gordy ao amin'ny East Ethnia:
The arrest of Karadžić is of course a huge event, leaving just two major suspects (only one of whom is worth the trouble) still to be captured and tried.
[…]
The Tribunal had better not mess this one up because there are not many chances left. […]
Mazava ho azy fa vaovao lehibe ny fisamborana an'i Karadžić, ka olona ahiahiana goavana roa sisa (izay tsy maintsy samborina ny iray) mila samborina sy tsaraina.
[…]
Tsy tokony hanakorontana izany ny fitsarana satria ny valala tsy indroa mandry am-bavahady. […]
Pengovsky ao amin'ny Sleeping With Pengovsky:
[…] The arrest was confirmed by the office of the President of Serbia Boris Tadić, without giving details. I imagine this is a high-risk game for Serbian leadership as Karadžić and general Ratko Mladić (who remains at large) have quite a following in Serbia and Republic of Srbska in Bosnia-Herzegovina. Hopefuly Serbian President Boris Tadić will fare better than the late Zoran Djindjić.
Perhaprs, just perhaps, the wars of Yugoslavia will finally be brought to an end. […]
[…]
[From the comments section, another note by Pengovsky]
After the first couple of hours looking for reactions, caution seems to prevail. Noone wants to get his/her hopes too high too soon.
[…] Nohamafisin'ny biraon'ny filohan'i Serbia, Boris Tadić ny vaovao momba ny fisamborana, saingy tsy nanome mikasika ny antsipiriany izy. Azoko an-tsaina fa lalao mampidi-doza ho an'ny fitarihana Serba izao satria manana mpanohana ao Serbia sy ao amin'ny repoblikan'i Srbska ao Bosnia-Herzégovina i Karadžić sy ny jeneraly Ratko Mladić (izay mbola miriaria). Antenaina fa ho tafavoaka tsara kokoa tsy tahaka an'i Zoran Djindjić efa maty ny filoha Serba Boris Tadić.
Angamba, angamba fotsiny, hifarana ihany ny ady ao Yogoslavia. […]
[…]
[Avy amin'ny takelaka fanehoan-kevitra, fanamarihana hafa avy amin'i Pengovsky]
Taorian'ny adiny roa nikarohana fanehoan-kevitra, toa nanjaka ny fahamalinana. Tsy misy olona te hanana fanantenana be loatra.
Douglas Muir avy ao amin'ny A Fistful of Euros:
[…] On a personal note: for years my wife has said that Karadzic was living “down the street” from us back in the early 2000s. At that time, we were living in the street Golsfortieva (that’s Serbian for “Galsworthy”) in the neighborhood of Vracar in central Belgrade. She picked this up from talking with the neighbors, and for five years it’s been a running joke in our house. “Right down the street from us!” “Right, sure, yes, dear. Whatever, okay.”
Well, at least one source is claiming that the arrest was made in… the neighborhood of Vracar, in central Belgrade. Headline: Blogger’s Wife ‘Very Satisfied’ By Arrest.
Anyway. A day or two may pass without much news, as under Serbian law the accused has the right to challenge certain aspects of his arrest — most notably, whether or not he’s really the person in question.
Still: great news, if true.
[…] Tamin'ny fanamarihana manokana: nandritra ny taona maro, nilaza ny vadiko fa nonina «teny an-tsisin-dalana» teny aminay i Karadzic tamin'ny fanombohan'ny taona 2000. Nonina teny an-dalana Golsfortieva (teny Serba manondro ny “Galsworthy”) ao amin'ny faritra Vracar ao afovoan'i Belgrad izahay tamin'izany fotoana izany. Nahafantatra izany tamin'ny resadresaka tamin'ny manodidina ny vadiko, ary tahaka ny vazivazy mahazatra ao an-trano nandritra ny dimy taona izany. “Eo ambanin'ny lalana misy aminay fotsiny!” “Eny, eny tokoa, eny, malala. Na inona na inona, okay.
Eny, farafaharatsiny, nilaza ny fampahalalam-baovao fa nisy ny fisamborana … tao amin'ny faritra Vracar, ao afovoan'i Belgrade. Lohateny: Vadin'ilay bilaogera “tena afa-po” tamin'ny fisamborana.
Na izany aza. Mety mandalo tsy misy vaovao firy ny andro iray na roa, satria araka ny lalàna Serba, manan-jo hanohitra ny lafiny sasany amin'ny fisamborana azy ny voampanga- indrindra indrindra, raha izy na tsia ilay olona voakasika.
Mbola: vaovao tsara, raha marina.
Balkan Ghost ao amin'ny Finding Karadzic:
[…] The world is a better place today than it was yesterday. Those of us interested in international criminal justice sometimes grow weary at the unfairness and impunity that are often the end results of the worst misconduct in the world by some of the worst people in the world.
But not today. Radovan Karadzic now will begin the process that will see him face the charges listed in his indictment of instigating genocide and intentionally killing thousands of Muslims in Bosnia between 1992 and 1995.
[…] Toerana tsara kokoa noho ny omaly ny androany eo amin'izao tontolo izao. Matetika reraka noho ny tsy rariny sy ny tsimatimanota izay vokatra farany amin'ny fitondran-tena ratsy indrindra manerantany ataon'ny olona ratsy indrindra eto amin'izao eo amin'izao isika izay liana amin'ny fitsarana jiolahy iraisam-pirenena .
Saingy tsy ankehitriny, hanomboka ny fitsarana an'i Radovan Karadzic izay hahitana azy hiatrika ny fiampangana azy amin'ny fitarihana vono olona faobe sy famonoana niniana natao tamin'ireo Silamo an'arivony tao Bosnia teo anelanelan'ny taona 1992 sy 1995.
Sarah Franco ao amin'ny Cafe Turco:
[…] I have just returned from Belgrade, and there was indeed hope in the air. Something was changing. It’s easy to say so now, of course, but those who know me personally know that was my feeling. But as I was leaving, Jelena and I were talking about the possibility that Mladic could soon be arrested, but none of us thought that Karadzic would ever be arrested. It is an irony that it took SPS to get to power for this to happen, but it makes sense. They are cynicals, not true believers, and they will over-run any obstacle to their goals. Now Mladic and Karadic were the obstacles… Too bad for them.
[…]
At this very moment I am on the phone with one of my friend from Belgrade. She is watching the news on TV and I am waiting for the latest developments. My friends are receiving SMS messages from all around, people are incredibly happy, and now I need to go to sleep because tomorrow there is plenty of work wayting for me, but how can one sleep with such excitement?
[…] Vao avy nandao an'i Belgrade aho ary nisy tokoa ny fanantenana. Nisy ny zavatra niova. Mora ny milaza izany ankehitriny, eny tokoa, saingy mahafantatra ireo izay mahafantatra ahy manokana fa izany no fahatsapako. Saingy tamin'ny fotoana nialako, niresaka momba ny mety hanatrarana an'i Mladic tsy ho ela ny tenako sy i Jelena, saingy tsy nisy nieritreritra izahay fa ho voasambotra koa i Karadzic. Toa esoeso fa nahazo fahefana ny SPS mba hitrangan'izany, saingy misy dikany. Mpihatsaravelatsihy izy ireo, fa tsy tena mpino, ary tafavoaka amin'ny sakana rehetra eo amin'ny tanjony izy ireo. Ankehitriny, Mladic sy Karadic no sakana … Indrisy ho azy ireo.
[…]
Amin'izao fotoana izao indrindra, eo am-piresahana amin'ny namako avy ao Belgrade amin'ny finday aho. Mijery vaovao ao amin'ny fahitalavitra izy ary miandry ny fivoarana farany aho. Mahazo hafatra SMS hatraiza hatraiza ny namako, tsy mampino ny hafalian'ny olona, ary ankehitriny, tsy maintsy mandeha matory aho satria marobe ny asa miandry ahy, saingy ahoana no ahafahana matory amin'ny fientanentanana be tahaka izao?
Shaina ao amin'ny Bosnia Vault:
[…] Rhetorical question: I wonder how long until the obligatory “free Radovan” website pops up?
No doubt it will contain the good doctor's poetry. […]
[…] Fanontaniana miverimberina: manontany tena aho hoe hafiriana no andrasana hivoahan'ny tranonkala “avotsory i Radovan”?
Tsy isalasalana fa hahitana ny tononkalon’ ny dokotera mahafinaritra izany. […]
Toa efa miasa amin'izany sahady ireo bilaogera Rosiana sasany.
Mpisera LJ monina ao Moskoa grenzlos (Arthur Medvedev) nandefa tononkalo roa avy amin'i Karadžić, nandika tamin'ny teny Rosiana.
Mpisera LJ log2stas nanoratra izao :
[…] No matter how much of a war criminal he was in the European Union's view, he was fighting for his country… The Serbian leadership [is cynical].
In general, it's an interesting history lesson. Lenin, who killed millions of Russians, is resting by the Kremlin wall and the country is holding military parades next to his mausoleum.
Peter the Great, who turned the peasants into drunkards, drew the country into debt, built a useless port city on human bones – he is a major state figure.
Stalin, who sent tens of millions of Russians to the concentration camps, is the idol of internet dwellers.
President Bush, a war criminal, organizer of torture cells, guilty of using the banned chemical weapons during the storming of Fallujah – he'll be quietly fishing during his retirement.
None of them spent time in jail, nor has been punished in any way for what they've done.
And Radovan Karadžić will appear in court and they'll try him… because he was defending his country.
On the other hand, Jesus has also been crucified. […]
…] Tsy maninona ny haben'ny mahajiolahy mpamono olona an'ady azy eo imason'ny Vondrona Eoropeana, niady ho an'ny fireneny izy… [Mpihatsaravelatsihy] ny fitarihana Serba.
Amin'ny ankapobeny, leson-tantara mahaliana izany. Mitsilany eo amin'ny rindrin'i Kremlin i Lenina, izay namono Rosiana an-tapitrisany ary mikarakara matso miaramila eo akaikin'ny fasany ny firenena.
Nampiditra ny firenena tanaty trosa i Piera ilay goavana, izay namadika ny tambanivohitra ho mamolava, ary nanamboatra tanàna an-tseranana ambonin'ny taolan'olombelona – olo-malaza lehibe ara-panjakana izy.
Sampin'ny mpiserasera i Stalina, izay nandefa Rosiana am-polony tapitrisa tany amin'ny toby fampivondronana [fanagadrana goavana].
Ny filoha Bush, jiolahy an'ady, mpikarakara fampijaliana any am-ponja, meloka tamin'ny fampiasana fitaovam-piadiana shimika voaràra nandritra ny fanafihana an'i Falloujah – hanjono mangina mandritra ny fisotroany ronono izy.
Tsy nisy nigadra na dia ny iray tamin'izy ireo aza, tsy nisy voasazy tamin'ny fomba hafa tamin'ny zavatra vitan'izy ireo.
Hiatrika fitsarana i Radovan Karadžić ary hotsaraina … satria niaro ny fireneny.
Etsy andaniny, nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana ihany koa Jesosy. […]
Pikantsary tao amin'ny tranonkalan'ny Interpol. Avy amin'ny loharanom-baovao iray ihany ny pikantsary ao amin'ity lahatsoratra ity.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...