Lahatsoratra farany an'i Sylvia Aimée
Miantso fiarahamiasa bebe kokoa mba hahatratrana ny tanjona 30 X 30 ireo manampahaizana ara-tontolo iainana ao Karaiba
Amin'ireo rohivoary isankarazany ao amin'ny faritra izay miainga avy amin'ireo haran-dranomasina hatramin'ny ala trôpikaly, dia afaka mandray soa avy amin'ny fanohanan'ny sehatra rehetra ny fahombiazan'ny asan'ireo mpikatroka mafàna fo mpiaro tontolo iainana ao anatin'ny sehatry ny famatsiambola ho an'ny fikajiana.
Hatsikana sy rock & roll hanoherana ny filambaniny pôlitika ao Arzantina
Miaraka amina endrika kanto tsara rafitra, tononkira mandona ary gadona misarika, sady esoin'ilay mpanakanto ny filohan'i Arzantina, no valiany koa ireo filambaniny niaretany nandritra ny herintaona mahery
Ao Tiorkia, tafa an'arabe nandefasana olontsotra iray ho any am-ponja
Ny "faniratsiràna filoha" sy "fandrisihana fifankahalàna ary fifandrafesana eny anivon'ny vahoaka" no roa isan'ireo vesatra mahazatra anenjehan'ny governemanta ao Tiorkia ireo mpitsikera.
Hetsika iray manan-tantara, Venezoeliàna niaraka niasa hampibaribary ny hosoka nataon'i Maduro tamin'ny fifidianana
Sambany teo amin'ny tantaran'i Venezoelà no nisy kandidà mpanohitra nahazo firaketana an-tsoratra marobe. Ho an'ny maro, asehon'io ny trangana hosoka marobe mahamenatra nataon'i Maduro
Etazonia sy Panama, mikasa ny hanidy ny lalantsaran'ny fifindramonina, saingy mampanontany tena an'ireo manampahaizana ny fomba hatao
« Ho an'ny ampahany iray akatona, misy telo mety hisokatra mangingina »,hoy ny fanamafisan'ireo manampahaizana.
Iza i Aya Nakamura, ilay mpanakanto nambara fa hanokatra ny Lalao Ôlaimpika Parisy 2024?
Anisan'ireo mpanakanto nambara hanokatra ny JO 2024 i Aya Nakamura, frantsay mpanakanto, saingy niteraka resabe teny anivon'ny vahoaka frantsay ny nisafidianana ilay vehivavy mpihira.
Any Nepal, rehefa mandeha ny yaks, toy izay koa ny kolontsaina
Tsy mitsahatra ny mihena ireo Yaks, izay fahiny dia andrin'ny kolontsain'ireo vondrom-piarahamonina ao Himalaya ao Nepal, noho ny fiovàn'ny fomba fiaina, ny fifindramonin'ny olombelona, ny firaisan'ny mitovy rà, ary ny fiantraikan'ny fiovàn'ny toetrandro
Ao Trinité-&-Tobago, tena iainana ny fiadiana amin'ny FOMO
Nampivanàka ireo mpampiasa tambajotra sôsialy ny ramatoa iray minisitra fahiny nisahana ny toebola no nandingana fefy mba ho afaka hanatrika ny fandevenana an'i Basdeo Panday,, iilay praiminisitra taloha,
Ireo Afrikàna Tatsimo maneho hevitra manoloana ny governemanta vaovao fiaraha-mitantana tarihan'i Cyril Ramaphosa
"Tsy governemantan'ny fampiraisam-pirenena io. Fiaraha-mitantana goavana iarahan'ny ANC sy ny renivolan'ireo fotsy hoditra mpanao ampihimamba io"
Jamaika miandry an'i Beryl
"Fantatro avy amin'ireo rivomahery efa nandalo izany, hianjera ny hazo, hikorisa ireo tehezan-tendrombohitra, hiova endrika ny morontsiraka. Ary hisy ny faharavàna, angamba ho faharavàna mahatsiravina, eto [amin'ny nosy]"