Rosia: “Ny diabe, karazana..”

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2008)

Tokony hanao fihetsiketseham-panoherana tamin'ny 6 May tao Moskoa ny mpanohitra Rosiana, ny hariva ny fanokanana an'i Dmitry Medvedev ho solon'ny filoha Vladimir Putin, saingy tsy nanome alalana izany ny manampahefana ao an-tanàna – ka nofoanan'ny fikambanamben'ny mpanohitra, Other Russia ny Diaben'ny Mpanohitra tamin'ny minitra farany. An-jatony ireo mpanao fihetsiketsehana nosamborin'ny polisy na izany aza.

Mpampiasa LJ drugoi, bilaogera Rosiana malaza, namoaka sary sy famaritana ny  “diabe, karazana”:

[photo]

This evening, by the monument to Griboedov at Chistye Prudy, 4,625 journalists and 8,416 policemen were waiting for the participants of the Dissenters’ March, who, however, showed up from the opposite direction.

[photo]

A small group of 15-20 people gathered at Pokrovka and moved along Chistye Prudy towards the subway station, accompanied by a few photographers and cameramen.

[photo]

The police saw the group from afar and stopped it near the monument to a Kazakh [folk singer]. Just as I heard “grrrr… self-control and calmness… grhm-hm-gr…” coming through static noise from one riot cop's walkie-talkie, the opposition [protester] walking down the path were attacked from all sides.

[more photos and text]

[Sary]

Ny takariva, teo amin'ny tsangambaton'i Griboedov ao amin'ny Chistye Prudy, mpanao gazety 4 625 sy polisy 8.416 no niandry ireo mpandray anjara tamin'ny Diaben'ny Mpanohitra, izay, avy eo niseho avy amin'ny lalana ery ampita.

[Sary]

Olom-bitsy 15-20 no nivory tao Pokrovka ary nifindra tany Chistye Prudy nankany amin'ny fiantsonan'ny metro, niaraka tamin'ny mpaka sary sy mpaka horonantsary vitsivitsy.

[Sary]

Nahita ny vondrona lavidavitra ny polisy ary nanakana izany teo akaikin'ny tsangambaton'i Kazakh [mpihira folk]. Tahaka ny nahenoako “grrrr … fifehezan-tena sy fahatoniana … grhm-hm-gr …” avy amin'ny tabataba lavareny eo amin'ny walkie-talkie an'ny polisy, notafihana avy amin'ny lalana rehetra ny mpanohitra [mpanao fihetsiketsehana] nandeha.

[Sary sy soratra bebe kokoa]

Mpisera LJ kozenko namoaka soratra amin'ny fasana ho an'ny Rosia Hafa:

There was no Dissenters’ March. The leaders vanished, and the activists carried out several small-scale and brief public disturbances in the city.

Well, the Other Russia, congratulations on your demise. Last year, it was fun with you, and even interesting. And at the start it even seemed that there was a future. But the finale turned out to be – forgive me – boring and embarrassing.

Amen.

Tsy nisy ny Diaben'ny Mpanohitra. Nanjavona ireo mpitarika, ary nikarakara korontana fohy maromaro tao an-tanàna ireo mpikatroka .

Eny, ry Rosia Hafa, mankasitraka ny fanjavonanareo. Tamin'ny taon-dasa, nahafinaritra ny niaraka taminareo, na nahaliana mihitsy aza. Ary teo am-piandohana dia toa hoe misy ny hoavy. Saingy ny fiafaràny dia lasa – mamela ahy – mankaleo sy mahamenatra.

Amen

Ireto misy fifanakalozan-kevitra avy amin'ny sehatra fanehoan-kevitra amin'ity lahatsoratra ity:

marchenk:

This post sounds like something written by an offended and disappointed viewer. As if you had bought tickets for this show. And the troupe ran away with you money. 🙂

kozenko:

This posts sounds like something written by an offended and disappointed person. Very disappointed, because none of the politicians in this country represents his interests. […]

marchenk:

Ity lahatsoratra ity dia tahaka ny zavatra nosoratan'ny mpijery iray voatsiratsira sy diso fanantenana. Toy ny hoe nividy tapakila ho an'ity fampisehoana ity ianao. Ary nandositra nitondra ny volanao ny tarika. 🙂

kozenko:

Ity lahatsoratra ity dia mitovitovy amin'ny zavatra nosoratan'ny olona voatsiratsira sy diso fanantenana. Tena diso fanantenana, satria tsy misy mpanao politika eto amin'ity firenena ity maneho ny fahalianany. […]

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.