Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Jolay 2018.
Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 645 isika, nahasarika mpitsidika 286.368 ary jeripejy miisa 349.186. Nahatratra 263.988 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.382 tao amin'ny Twitter.
Here is a rundown of how all sites did last month.
Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.
Songadina
- Nandalo tamin'ny Flipboard ny 40%-n'ny zotra Lingua Arabo
- Fanambarana mikasika ny Vaomieran'ny Vondrom-piarahamonina GV!.
- Nambaranay ny fitadiavana mpandika teny sy toniandahatsoratra amin'ny teny Aymara sy Arabo.
- Fanambarana mikasika ny fanovana teo amin'ny fitantanana ny Lingua Alemà.
Ireo nitarika tamin'iny volana iny:
Lahatsoratra
Malagasy 248
Espaniola 81
Italiana 58
Rosiana 51
Frantsay 44
Tsidi-pejy
Espaniola 100.164
Frantsay 37.850
Portiogey 35.893
Japoney 33.767
Arabo 22.431
Arabo ar 128.972
Shinoa 42.239
Espaniola es 19.678
Frantsay fr 17.464
Amharic am 8.901
Shinoa 177.340
Arabo ar 42.872
Bangla bn 7.741
Espaniola es 7.531
Frantsay fr 5.522
Misaotra anareo ry Lingua! Misaotra anareo fa zava-dehibe ho an'ny GV inareo! Ianareo no tsara indrindra ?
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, and Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!