Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Vaovao farany Lingua volana Jona 2018

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Jona 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 600 isika, nahasarika mpitsidika 350.747 ary jeripejy miisa 418.951. Nahatratra 264.602 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.154 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 216
Espaniola 118
Frantsay 64
Grika 33
Rosiana 29

Tsidi-pejy

Espaniola 126.159
Arabo 67.409
Portiogey 46.587
Frantsay 35.952
Japoney 29.863

Facebook

Arabo ar 129.522
Shinoa 42.222
Espaniola es 19.711
Frantsay fr 17.497
Amharic am 8.907

Twitter

Shinoa 177.132
Arabo ar 42.905
Bangla bn 7.697
Espaniola es 7.532
Frantsay fr 5.516

Misaotra anareo ry Lingua! Misaotra anareo fa zava-dehibe ho an'ny GV inareo! Ianareo no tsara indrindra 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, and Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.