Japana: Niverina Ny Hetran'ny Solika
. (Fanamarihana : lahatsoratra nivoaka tamin'ny May 2008)
Naverina indray ilay hetra “vonjimaika” -n'ny solika any Japana [ja], 25 yen isaky ny litatry ny lasantsy, izay nohalavaina 30 taona sady namatsiana fandaharanasa fanamboarana làlana 5000 eo ho eo, taorian'ny ady fohy nifanaovana tamin'ny mpanohitra, tsy faly amin'izany ny vahoaka. Nidina ho 25% indray ny fitokisan'ny vahoaka ny Praiministra Fukuda Yasuo raha 31 tamin'ny faran'ny volana martsa araka ny fitsapàna ny hevitry ny olona nataon'ny gazety Asahi tamin'ny 21 Aprily. Nandritra izany fotoana izany, nasehon'ilay fitsapàna fa tsy ankasitrahan'ny 63%-n'ny japone ny famerenana ny hetran'ny solika, fahatsapàna izay hita taratra any amin'ny bilaogy sy ireo sehatra hifanakalozan-kevitra ihany koa.
Niakatra avy any amin'ny 25 yen ho amin'ny 158 yen/litatra ny vidin'ny solika any Tokyo tamin'ny faha-2 May 2008 (ao amin'io toby fitsinjarana solika any tokyo io).
Kianin'ny mpitoraka bilaogy Spray ireo olona izay mankasitraka ilay hetran'ny lasantsy satria mihevitra ry zareo fa hanampy ny tontolo iainana izany :
賛成派には色々な意見があるが笑ってしまうのが、環境への影響という。どだい今の日本は新車が売れなくて大変だと報道されているのに、税率が低くなったからといって急にガソリン消費量が劇的に上がるわけね〜ってつうの。車を維持するためには多大な経済的負担が必要で公共交通機関がないに等しい地方や俺のような仕事でどうしても車を使わなくてはいけないという人間以外はもつ必要もないんだから。今の若者が昔に比べて車を所有しなくなっているといわれているんだから、CO2は特に増えるわけではないだろう。
Notantarain'ny mpitoraka bilaogy bluetear ny zavatra niainany tamin'ny fiakaran'ny vidin-tsolika
私も昨日の内にいつも行くGSに早めに行ったんですが、もう長い列が出来てました。
驚きました〜駆け込み給油をする人がこんなにも多いとは(>_< )
昨日は125円で満タン入れましたが、今度入れる時は信じられない程の値に上がってるって事ですよね?
最近は、バターが品切れで価格高騰していたり、小麦粉やいろんな物も値上がりして、家計を預かる身は大変です
・.。*゜・。。・゜/【>△<】\エーン
皆さんの場所ではもうガソリンかなり値上がりしましたか?
Gaga aho… fa be ny olona mirohotra maka solika amin'ny minitra farany
Nameno ny fitoeran-tsoliko tamin'ny 125 yen aho omaly, fa heveriko fa tsy hampino ny fiakatr'io vidin-tsolika io amin'ny manaraka, sa tsy izany ?
Miaraka amin'ny tsy fisian'ny dibera tamin'ny farany teo sy ny fidangan'ny vidiny, ary ny fiakatry ny vidin-javatra hafa toy ny lafarinina, dia mananosarotra ny fandrakofana ny fandaniana ao an-tokatrano ・.。*゜・。。・゜/【>△<】\
Ary ianareo ry zalahy, niakatra ve ny vidin'ny solika any aminareo ?
Nanana olana ny mpitoraka bilaogy kochibox :
朝の出勤時間からすでにGSには駆け込み給油の車が30〜40台ほど列を作っていました。
「ま、仕事帰りには少し落ち着いているだろう」とタカをくくっていましたが、
とんでもない!車列はさらに長くなり、数え切れないほどの長蛇!
さすがに仕事帰りに並ぶ気力も無く家に帰りましたが、うーん、やはり給油しとかないと・・
“Eny, heveriko fa hitony kely izany rehefa tafaverina avy miasa aho, ” hoy aho am-pitoniana,
nefa tsy izay no marina ! Mbola nihalava ihany ny filaharan'ny fiara, bibilava lava be [ miaraka amin'ny fiara maro be ] tsy voaisanao izy ireo !
Araka ny efa nandrasana, tsy nanana hery hilaharana aho tamin'ny fiverenako avy niasa noho izany dia nody avy hatrany, nefa niheveriko fa tsaratsara kokoa raha nameno aho …
夕食後、さすがにさっきよりは・・・などと希望的観測を持ちながらいざ出陣!
もちろん惨敗。
Ary mazava ho azy, faharesena mavesatra ilay izy.
セルフ給油所はあきらめ、近くの有人スタンドに行ったのですが、なんとそこは
「売り切れ」の文字が!!
dia nisy soratra hoe : “Lany” !!
始めて見たゾ!売り切れなんて! さて、現在午後11時。どうするオレ!?
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...