Hong Kong: Ny Fiafaran'ny Anganongano HSBC
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2009)
Nitsoraka 24% hatramin'ny 33 $HK, haavo ambany indrindra hatramin'ny 1995, ny maripanondroana ny HSBC Holding, ilay banky lehibe indrindra any Eoropa, sady ‘elefanta”-n'ny Hang Seng any Hong Kong, omaly (9 Martsa). Hatramin'ny nanombohan'ny krizy ara-bola, dia maro ny olona ao Hong Kong no mihevitra fa tsy ho tratran'ny tsunami mivantana ( ampahany noho ny ataon'ny shinoa) ilay tanàndehibe. Na izany aza, satria noheverina fa fototry ny toekaren'i Hong Kong ny HSBC, ny fitsorahana ho any amin'ny 33$HK dia tena kapoka mafy amin'ny fahatokisan'ny olona (tompona petrabola).
Tsy nahatazona ny ranomasony tsy hilatsaka ilay mpilaza vaovao ara-toekarena aminà fahitalavitra mandeha amin'ny hosona rehefa nidina hatrany amin'ny 33$HK ny vidy nandritra ny fotoanan'ny lavanty tamin'ny minitra farany nialoha ny nikatonan'ny tsena. Niely be tamin'ny YouTube ilay lahatsary ary lasa lohahevitra mafàna amin'izao fotoana izao
Those Were the days dia nitoraka bilaogy ny resaka maromaro tamin'ny finday momba ny HSBC
上午已收到A的電話,他說匯豐股價「唔多掂」,但仍死守38元上下。A說去到38元水位,他過去在匯豐的投資,已蒸發掉三分之一左右,若再跌下去,他不知應否供股
Rehefa nitsoraka ho 33$HK ny HSBC :
B說匯豐跌至如此水平,已不是個別企業升跌的問題了,那,已是維繫港人信心的問題:港人普遍相信、甚至迷信,全世界股票跌到七個一皮,匯豐也是不會大跌的,所以為何一個又一個關鍵價位,港人散戶總會組成血肉長城,想頂住匯豐股價!匯豐與廣大香港散戶,已是血脈相連!
下場咖啡局是C,匯豐跌至33元,他歴年在匯豐的投資,已不見了三分二左右,還要動用流動資金供股,但,可有一對仔女在英、加讀大學。C說,他曾計劃十年八載退休時,可靠匯豐、恒生股息養老,現在,一切已成泡影之餘,還要面對流動資金緊張的情況,他,已決定減少不必要的消費,包括計劃中的復活節外遊了。
再之後是大迷信D的電話。他說特區政府拆掉天星碼頭之後,匯豐股價江河日下,明顯天星破壞了匯豐風水之言,並非沒有根據,為香港、為廣大匯豐散戶,他強烈要求天星碼頭原址重建…….
Tsy nisy fiantraikany tamin'i Mimi ny krizy saingy nanamafy izy fa tokony handinika ny fampianaran'i Bouddha ny vahoakan'i Hong Kong:
數十年來, 匯豐控股 的股票 在港人心中是現金的代名詞, 是派息保障的同意詞, 是保障中的保障, 穩定中的穩定, 昨日一日暴挫十元五角, 跌至33元, 股評主持人當場淚洒機前, 整個港島一遍哀聲. 老咪在賺了點小錢的情況下,一早已出了匯控, 手上的幾十股碎股, 也從來沒放在心上, 只當散錢, 留給兒子無妨, 但多少香港人受惠於父輩, 靠匯豐股息讀書, 甚至過日子.
以前看這樣的老友, 會贊他福氣, 但私下會想: 這就是人的生存方程式? 今時今日, 再三思考此問, 惊覺, 此海嘯來勢猛烈, 明顯就是沖著我們自覺成功的生存方式而來, 所有我們過往以為的, 了解的, 信任的人, 機構, 甚至體系, 在這次大的沖擊下變得不了解, 甚至無法信任. 一切所為何事? 老咪不想說服任何人, 只想告知自己: 這世界是想讓我們知道:
一切有為法, 如作夢幻泡影, 如露也如電, 應作如是觀. (金剛經)
Taloha, rehefa sendra nifanena tamin'ireny namana ireny aho, dia nidera azy fa tsara vintana izy, nefa manontany tena ihany koa aho raha toa ka izany no fomba fiaina. Ankehitriny, misaina ny momba io fanontaniana io aho ary mahatsapa fa io tsunami io no fanamby ho an'ny olona mahomby. Taloha, nihevitra isika fa mahalala, ary ninoantsika ireo olona sasany, ny fitsipika ary ny rafitra. Fa amin'izao krizy izao, dia hitantsika fa tsy mahalala isika ary tsy misy azontsika hitokiana ihany koa. Hitondra inona daholo izany zavatra rehetra izany ? Tsy te-handresy lahatra na iza na iza aho, fa milaza aho fa izao tontolo izao no te-hampahafantatra antsika :
Nofy daholo, zavatra manjavozavo, tapoakan-tsavony, dindo,
ranonando na tselatra iray fomba iray, izay làlana tokony ho raisin'ny lehilahy mahira-tsaina. ( nadika avy tamin'ny zftrans )
Ny 10 Martsa 2009, niakatra ho 38$HK teo ho eo ny vidin'ny petrabolan'ny HSBC ary mandinika ny minitra faran'ny varotra ny Hong Kong Exchanges and Clearing Limited Komitin'ny Fiarovana sy ny Hoavy, alohan'ny hikatonan'ny tsena.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...