Lahatsoratra Mikasika Ny Jurassic : Hadalàna Nataon'Ilay Ministra Afghana Niretaka Ahiahy Momba ny “Fahamendrehana”

Shahzad Gul Aryoubi, Minisitra ny Fifandraisandavitra sy ny Teknolojian-tSerasera Afghana .Sary ofisialy avy amin'ny governemanta.
Ratsy fanombohana i Shahzad Gul Aryoubi, Minisitra ny Fifandraisandavitra sy ny Teknolojian-tSerasera Afghana, disodiso tanatin'ny kabary nomaniny mialoha tamin'ny filazàny fa antitra be efa «Taonjato 1,5 tapitrisa» ny tolotra paositra ao amin'ny firenena.
Hadalàna nahatonga ny olona hametra-panontaniana momba ny fomba nahazoan'ireo mpiasam-panjakana ny toerany talohan'ilay adihevitra manerana ny tambajotra sosialy tao an-toerana.
.@ashrafghani‘s Minister of Telecommunications & IT says “post service in Afghanistan has 1.5 million centuries history”.
Listen for yourself; he is not reading a Martian text though, it's in Farsi, Afghanistan's official language.@Murtazawi3 pic.twitter.com/Yh6EDjBlQI— Sattar Saeedi (@SattarSaeedi) January 5, 2018
Hoy ny Minisitry ny Fifandraisandavitra sy ny Teknolojian-tSerasera @ashrafghani hoe “efa Taonjato 1,5 tapitrisa ny tantaran'ny paositra ao amin'ny firenena”.
Henoy ange e; tsy mamaky teny amin'ny teny Marsiana anefa izy fa amin'ny fiteny Farsi, teny ofisialy ao Afghanistàna .
Ampahany amin'ny olan'i Aryoubi ny fiteny. Amin'ny maha-mpiteny pachtou azy, toy ny kenda izy rehefa Dari, izay tsy hafa fa iray amin'ireo teny ofisialy be mpampiasa aoamin'nyu firenena, eny anivon'ireo foko tsy Pachtou. Iray amin'ireo Ministra 11 tamin'ireo 22 notendren'ny Parlemanta Afghana ny faran'ny taona lasa teo mba hitàna toerana ambony i Aryoubi.
Nandritra ilay kabary tamin'ny 7 Janoary, betsaka ireo teny disodiso nolazainy ary nilaza koa izy fa ny paositra ao Afghanistana dia efa “Taonjato 1,5 tapitrisa” tany aloha no nisiany, talohan'ny nisian'ny olombelona teto an-tany.
Parwiz Kawa, mpanao gazety Afghana, nanakiana ilay Minisitry vaovaon'ny serasera izay lazainy fa zara raha mahay taratasy.
A #NUG minister tries to read a text in an official language, and he can’t. Although he has passed a test and interview by a PhD holder president. I could fail in 3rd class of my school if I was reading this bad.
— Parwiz Kawa (@parwizkawa) January 5, 2018
Minisitra #NUG miezaka mamaky kabary amin'ny fiteny ofisialy, ary tsy vitany. Na dia efa nandalo fitsapam-pahaizana sy nohadihadian'ilay Filoha manana Doctorat aza. Mety ho teo amin'ny taona fahatelo tany amin'ny fianarana nianarako aho dia efa tsy afaka raha ratsy be toy izany ny famakiako teny.
Lal Bakht, vehivavy iray mpampiasa Twitter, naneso ilay Minisitra sy ny hafainganam-pandehan'ny Aterineto ao Afghanistana..
خدمت وزیر مخابرات عرض کنم که یک و نیم میلیون قرن پیش ایمیلی فرستاده بودم، هنوز در حالت سیندینگ است. در این حد است سرعت انترنیت.
— لعل بخت (@bakht_lal) January 6, 2018
Nandefa imailaka efa tamin'ny taonjato 1,5 tapitrisa lasa aho, kanefa mbola tsy lasa foana ilay izy. Toy izany ny hafainganam-padehan'ny Aterineto ao Afghanistana.
Sary mahatsikaiky iray manasongadina fanaingoana maneho Dinozaoro sy ilay Minisitra no nalàza be tany amin'ny Facebook sy Twitter.
در پاسخ به اظهارات #شهزادگل آریوبی، وزیر مخابرات و تکنالوژی معلوماتی که گفته بود خدمات پستی در افغانستان، یک و نیم میلیون #قرن قبل پیشینه داشته است. pic.twitter.com/9RRE3Jfj9A
— Hadi Sahar (@HadiSahar2) January 6, 2018
Ho valin'ny fanambaràn'ilay Minisitra, izay nilaza fa antitra be efa taonjato 1,5 tapitrisa tany aloha no nisian'ny paositra ao Afghanistana.
Taorianà fivoriana naharitra ela notanterahan'ny Filoha Ashraf Ghani sy ilay tale jeneraly Abdullah Abdullah, napetraka eo an-tanan'ny parlemanta ilay kabinetra vaovao,izay ahitàna an'i Aryoubi sy ireo namany.
Ny taona 2014 , nanangana ny National Unity Government (NUG) – Governematan'ny Fampiraisam-Pirenena – ireo mpitondra roa ireo taorian'ny fifandonan'i Ghani tamin'i Abdullah tanatin'ilay fifidianana nahamay sy nahitàna fandikan-dalàna, kanefa dia nanankorontana ny politika anatiny io ady io.
‘Tsy Ampy fanabeazana fototra’
Ny taona 2014, nanangana ny National Unity Government (NUG) – Governemanta Fampiraisam-Pirenena – ireo mpitondra roa ireo taorian'ny fifandonan'i Ghani tamin'i Abdullah tanatin'ilay fifidianana nahamay sy nahitàna fandikan-dalàna, kanefa dia nanankorontana ny politika anatiny io ady io.
Naeem Nazari, filoha mpitantana ny Tambajotran'ireo Fiarahamonina Sivily Afghàna, nanambara toy izao tao amin'ny fahitalavitra tao an-toerana :
Malahelo aho mahita ny Mpitondra ao amin'ny Governemanta Fampiraisam-Pirenena miresaka ny fahaizana mitantana kanefa izy ireo aza manendry minisitra iray tsy ampy fanabeazana fototra.
Ao Afghanistàna, ny tahan'ny fanabeazana fototra dia eo amin'ny 31% eo ho an'ny olon-dehibe. Ny tahan'ny fampianarana ny vehivavy 17%, raha toa ny lehilahy ka manodidina ny 45%.
Teo ambanin'ny Talibàna, notantanan'ny mpitondra zara raha nahita fianarana ny governemanta, ary iny kabarin'i Aryoubi iny no notsarain'ny mponin'ny aterineto ao an-toerana ho toy ny mariky ny tsy fandrosoana.
نمونه شایسته سالاری @ashrafghani یعنی این؛ در یک جمله چندین اشتباه! pic.twitter.com/t3uGuw3ofb
— Moh Yasser Malikzada (@YasserMalikzada) January 5, 2018
Ny fahamendrehana dia midika ; amin'ny fehezanteny tokana, manao hadisoana maro izy.
Azo tsara ihany ny hatezeran'izy ireo. Tanora, mponina nahita fianarana, izay mibahana ny resaka anaty Facebook, nefa matetika lavin'ny governemanta ny fanomezana asa azy ireo..
Isantaona, mamoaka manam-pahaizana 50.000 hatramin'ny 90.000 ireo Oniversite manerana ny firenena kanefa 15.000 isantaona ihany no raisin'ny governemanta.
Misy rafitra ara-pitondrana mamàka lalina loatra ka tsy ahazoan'ireo tanora Afghàna toerana ao amin'ny fitondrana. Nanome toky i Ghani fa hametraka rafitra vaovao miorina amin'ny fangaraharàna sy ny lentan'ny tanora.
Kanefa tsy mbola nanao fanovàna firy ny Presidansa hatreto, ary mbola noharatsiany ihany ny endriny tamin'ny taona ldasa tamin'ny nanendreny an'ilay dadatoany efa fitopolo taona mahery ho Masoivohon'i Afghanistàna any Rosia.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...