Tantara tamin'ny 30 Janoary 2018
Ampianarin'ny Afrikanina Mikasika Ny Fitantanana Mahomby ny Filoha Amerikana Taorian'ny Fanambarany ‘Shithole’ Niteraka Hatezerana
ENY manana ny olany i Afrika sy ny fireneny .. tsy iadian-kevitra izany .. saingy tafahoatra ny fanevatevana sy ny tsy fanajana tanteraka ataon'ny firenena izay nangalatra ny harenany nandritra ny taona maro.
Manao Fihetsiketsehana Ny Bilaogera Filipiana Hiarovana Ny Tranokalam-Baovao Rappler
"Mijoro manohitra ny fihetsika fampanginana sy fandrahonana ny mpanao gazety, ny bilaogera ary ireo matihanina amin'ny fampitam-baovao izahay satria tsy tia fotsiny ny vaovaony sy ny fomba fijeriny ny Filoha sy ireo mpanohana azy."
Ilay Fahafatesana Tsy Voafaritry ny Fotoana An'ilay Mpanao Gazety Ethiopiana Tany An-tsesitany
Niasa ho mpanao gazety ara-panatanjahantena sy politika nandritra ny efa ho folo taona i Ibrahim, raha tsy hoe voatery nandositra izy tamin'ny taona 2014. Tsy irery i Ibrahim, izay namoy ny ainy teo amin'ny faha-40 taonany.
Fankalazana Ny Faha 60 Taonan'ny Sultan Tao Brunei
Manana lahatsoratra momba izany i Nonnie ao amin'ny bilaoginy Garden Spirit izay miresaka momba an'i Bandar Seri Begawan, renivohitr'i Brunei nandritra ny andro fankalazana .
Ahoana Ny Hoavin'ny ‘Kilelo Wikipedia’ Ao Amin'ny Vola Vaovaon'i Kazakhstan?
Manitrikitrika i Marcel Burkhard, Soisa mpakasary iray, fa dika petaka tamin'ny sary nalainy efa folo taona mahery izay ny sarimborondrano kilelo hita amin'ny vola taratasy 500 tenge ($1,50) vaovao Kazakh, saingy tsipahin'ny manampahefana ny fisian'ny fanitsakitsahana ny copyright.