Tànana Mitari-dalana

(Marihina fa tamin'ny 11 Aogositra 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nandefa ity sary ity “Fly, Hummingbird Fly” (Manidina ry Colibri, Manidina) i Gregory Smith, mpanorina ny Orina Mpanasoa ho an'ny Ankizy Tandindonin-doza, mba hanampiana amin'ny fanadihadiana ny tetikasa fanentanana farany indrindra nataon'ny fikambanana. Azonao fantarina bebe kokoa ny momba ilay fandaharana amin'ny alàlan'ny famakiana ny tranonkalan'ny bilaogy Ankizy Tandindonin-doza sy mamantatra ny mombamomba an'i Gregory ao amin'ny Flickr , ary mamaky ny mombamomba azy ao amin'ny Ashoka .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.