Matin'ny Fahasemporana Tao Anatin'ny Kontenera Kamiao Ny Mpifindra-monina 15 Ahiahiana Ho Tsy Manana Taratasy Tany Zambia
Nanaitra ny mpiserasera tao Zambia ny vaovao fa maty tao anaty kôntenera-nà kamiao teo akaikin'ny faritanin'ny Luapula ao amin'ny firenena ny Etiopiana miisa 19.
Taorian'ny tranga voalaza ho anisan'ny halatra fanondranan'olona nitohy vakana, nifoha tamin'ny andiana sary nanaitra tamin'ny aterineto ireo Zambiana izay mampiseho faty maro miparitaka teo amin'ny toerana fantatra amin'ny anarana hoe ‘Pedicle Road’ mampitohy an'i Luapula ao Zambia sy ny faritanin'i Copperbelt any amin'ny Repoblika Demokratikan'i Kongo.
Tovolahy avokoa ireo rehetra niharam-boina.
Araka ny Muvi TV sy ZED Corner, nentina tamin'ny kamiao iray avy any Tanzania ny Etiopiana 73, ary nafindra tao anaty kôntenera-nà kamiao tatỳ aoriana izay nitondra kitapo-tsaramaso sy trondro.
Tsy nanana lalan-drivotra ilay kamiao vaovao.
Ny mpandalo izay nandre ny kapokapoka avy tao anatin'ny kôntenera sy ny feo niantsoantso vonjy no nampilaza ny mpamily mba hanokatra ilay kamiao .
Matetika any Zambia no làlana ampiasain'ireo Etiopiana rehefa hanandrana ny ho any Afrika Atsimo izy ireo.
Noahiahiana ho Somaliana ireo lehilahy tamin'ny voalohany. Kanefa nanoratra tao amin'ny pejy Facebook-n'ny Muvi TV ireo Somaliana mipetraka ao Zambia fa tsy ry zareo ireo ;
Muvi tv is full of false news Somalis don't travel in a container, those are Ehiopians kindly change ur statement
Feno vaovao diso ny Muvi TV, tsy mandeha amin'ny kôntenera ny Somaliana, Etiopiana ireo ovay moramora ny fanambaranareo
Namaly ny Muvi TV ( tambajotra fahitalavitra tsy miankina ao Zambia) :
we are quoting the police
Tsonga avy amin'ny polisy no nalainay
Nanamafy ny governemanta taty aoriana fa Etiopiana ireo lehilahy ireo.
Noting the mixed reporting and lack of information about the incident, one reader of the Lusaka Times, writing under the pen name House Fly, asked the following questions:
Nanamarika ny tatitra mampihazohazo sy ny tsy fahampian'ny famotopotorana momba ny zava-nitranga ny mpamaky iray ao amin'ny Lusaka Times, ary nanoratra tamin'ny alàlan'ny solon'anarana House Fly, ka nanontany toy izao :
Very bad reporting. trafficked from Tanzania, but the vehicle is Zambian. Who is the driver and where is he? What did the police say? Reporting kawti kubuta sure? [the reader accuses the reporters of lack of seriousness in their reporting].
This is as a result of corruption. How did they pass through the border? Who allowed these Alshababs in the truck full of beans?
People heard noise, so where are the survivors? Any interviews with the survivors? Who has been hospitalized among the survivors? Who undressed these dead people and why? Thieves?
Tatitra tena ratsy. Nanao trafika avy any Tanzania, nefa Zambiana ilay fiara. Iza ilay mpamily, ary aiza izy? Inona no nolazain'ny polisy? Azo antoka ve ny tatitra kawti kubuta? [ampangain'ny mpamaky ny mpanangom-baovao ho tsy ampy fahamatorana amin'ny tatitra].
Izany no vokatry ny kolikoly. Ahoana no fomba niampitany sisintany? Iza no namela ireo Alshababs tao anaty kamiao feno tsaramaso?
Nandre tabataba ny olona, ka aiza ireo sisa velona? Nisy ve ny antsafa natao tamin'ireo sisa velona? Iza no efa naiditra hopitaly tamin'ireo sisa velona? Iza no nanala ny akanjon'ireo olona maty ary nahoana? Mpangalatra?
Nanazava ny antony nampitanjaka tapany ireo niharam-boina ny mpamaky iray nampiasa ny anarana Beira;
The people that undressed them were giving them first aid but it was too late.
Ny olona izay namonjy azy ireo voalohany no nanala ny akanjony nefa efa tara loatra
Naneho ny alahelony ireo mpaneho hevitra maro;
This is so sad, it pains me to see my African brothers suffer like this! May Their Souls Find Eternal Peace
Tena mampalahelo izany, malahelo aho mahita ny rahalahiko afrikanina mijaly toy izao! Enga anie ny fanahiny hahita Fiadanana Mandrakizay
Nilaza ny sasany fa noho ny toekarena mahantran'ny kaontinanta no antony tranga mampalahelo :
This is horrible. Why is Africa associated with bad things like this. If our economies were good and governance was something to be proud of , we could minimize these human made disasters. MTDSRIP
Mahatsiravina izany. Nahoana i Afrka no ampifandraisina amin'ny zava-dratsy toy izany. Raha tsara ny toe-karena ary afaka hireharehana ny fitantanana, dia afaka manavitsy ireo loza mahazo ny olombelona isika. MTDSRIP
Mandritra izany etsy andaniny, dia fanararaotra iray izany ho an'ny Zambiana sasany hampitandremana ireo mpiray tanindrazana aminy ny amin'ny herisetra mifandraika amin'ny fifidianana izay kasain'ny sasany hatao rehefa hifidy amin'ny 11 Aogositra ny firenena .
Nanamarika i Jevson Phiri :
That is a lesson to Zambians that we need to be peaceful before, during, and after elections, otherwise we shall also experience this sort of thing when we lose our peace and start turning ourselves into refugees in other countries trying to seek peace. Let us not take our peace for granted!
Lesona ho an'ny Zambiana izany fa mila tony isika aloha, mandritra sy aorian'ny fifidianana, fa raha tsy izany dia hiara-miaina ny zavatra toy izany isika rehefa very ny filaminana ary hanomboka hivadika ho mpitsoa-ponenana ho any amin'ny firenena hafa hitady filaminana. Aoka isika tsy handray ny fiadanana ho toy ny fanomezana!
Sokajy

Tantaran'ny Afrika Mainty farany
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...