Ny fahafatesan'ilay mpikatroka Trans iray no nampiseho fa mbola ela vao ho tapitra ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy

Tsy mila “famonoambehivavy” intsony. Sary avy amin'i Lunita lu mpisera Flickr ambany lisansa Creative Commons.
Hita tao an-tranony tamin'ny 13 oktobra ny vatana mangatsiaka an'i Diana Sacayán. Mpikatroka mpandala ny zon'ny niova fitaovam-pananahana i Sacayán ary mpandrindra ny Hetsi-Panafahana Manohitra ny Fanavakavahana. Nilaza ny polisy fa nisy ny marika fifampitolomana, izay mahatonga ny ahiahy fa nisy namono izy.
Diana Sacayán: Nuestra tarea es multiplicar su lucha http://t.co/xBKBKXtu2b pic.twitter.com/IjdIcoOT90
— Pablo Ferreyra (@PabloRFerreyra) October 13, 2015
Diana Sacayán: Adidinay ny manamaro ny tolonao.
Sacayán no Arzantiniana trans-vehivavy voalohany nahazo karapanondron'ny firenena vaovao, izay manaiky ny zo hisafidy ny mahalahy/mahavavy. Nahazo io zo io izy taorian'ny fahalanian'ny Lalàna Trans Quota, izay mametraka fa ny sehatry ny asam-panjakana ao amin'ny Faritanin'i Buenos Aires dia tsy maintsy mampiasa farafahakeliny iray isanjato avy amin'ny vondron'olona hiova ho lahy/vavy, sarimbavy/sarindahy, lahy manao fitafiam-bavy na vavy manao fitafian-dahy.” Io lalàna io dia mihatra ihany koa amin'ny orinasa na sampan-draharaha izay an'ny fanjakana na ananan'ny fanjakana petra-bola.
Ny Vondron-Piarahamonina Pelaka Arzantiniana dia miampanga ny fahafatesan'ilay mpikatroka ho amin'ny antsoiny hoe “famonoana noho ny fankahalana”. Asongadin'ny fikambanana ihany koa fa nisy fito ny isan'ny fahafatesana voarakitra ho mitovy amin'ny toe-javatra tahaka izao tamin'ny 2014.
Vao tamin'ny volana lasa monja, ny fahafatesan'i Sacayán no fahafatesana “famonoanasarimbavy” fahatelo nihatra tamin'ny trans-vehivavy iray, araka ny fanambarana avy amin'ny Federasionan'i Arzantina Miaro ny Lesbiana, Pelaka, Biseksa ary Trans, izay ilazan'ny mpitondrateniny, Esteban Paulón, manao hoe:
La discriminación sigue matando, y no lo decimos figurativamente: casos como el de Diana Sacayán, Marcela Chocobar y Coty Olmos muestran con crudeza el efecto que esa discriminación tiene sobre las personas. Ante esta realidad, el Congreso no puede seguir mirando para otro lado sin brindar herramientas efectivas para la construcción de una sociedad igualitaria”.
Mbola mamono ny fanavakavahana, ary tsy milaza izany amin'ny tarehimarika izahay: maro ny tranga tahaka ny an'i Diana Sacayán, Marcela Chocobar, ary Coty Olmos, mampiseho amin'ny endrika mangidy ny fiantraikan'izany fanavakavahana izany amin'ny olona. Raha miatrika izao zavamisy izao dia tsy afa-mihodina mody fanina sy tsy manome fitaovana mahomby hananganana fiarahamonina mitovy tantana ny Kongresy.
Na i Marcela Chocobar na i Coty Olmos dia samy novonoina tamin'ny fomba mampihoron-koditra :
#JusticiaParaDiana Tercer #FemicidioTrans en un mes #Argentina. Esta vez, la activista #DianaSacayan #NiUnaMenos http://t.co/afnkUqGvB6 — 1 de cada 10 (@1decada10) October 14, 2015
Rariny ho an'i Diana vehivavy fahatelo novonoina tao anatin'ny iray volana. Tamin'ity indray mitoraka ity ny mpikatroka #DianaSacayan — 1 amin'ny 10
Rohy: Diana Sacayán, ilay mpikatroka nahavita ny fametrahana ny asam-panjakana ny iray isanjato ho an'ny vondrom-piarahamonina trans. [Nsoratan'i Violeta Assiego (@vissibles) “Takianay ato amin'ny Fikambanana Lesbiana, Pelaka, Biseksa, Trans ary Interseksa Iraisampirenena sampana Amerika Latinina sy Karaiba ny hanazavan'ny ara-pitsarana ato amin'ny firenena haingana ny fahafatesan'i Diana Sacayán sy ireo maro hafa ao amin'ny LGBTI
Ao amin'ny media sosialy, mangotraky ny fahatafintohinana ihany koa ny mpiserasera amin'ny aterineto :
la dirigente Diana Sacayan creía en organizarse, tenía humor. Amaba decir q militaba en el MAL: Movimiento Antidiscriminatorio de Liberación
— Soledad Vallejos (@SoleVallejos) October 13, 2015
Trans mpitarik'olona Diana Sacayán inoana amin'ny fanomanana, mahay mampitokelaka. Hitany ny milaza fa mpikambana mavitrika ao amin'ny MAL – Hetsika Anti-fanavakavahana ho amin'ny Fanafahana – izy.
Na ny Filoha Arzantiniana Cristina Kirchner aza dia namoaka fanambarana tamin'ny fahafatesan'i Sacayán.
Ity raharaha ity ihany koa no fanararaotran'ny firenena hampahatsiahivana ireo fahafatesana maro tsy voazava, toy ilay mpitsara Alberto Nisman, izay nitarika ny famotopotorana ny fanafihan'ny mpampihorohoro nihatra tamin'ny AMIA. Hita faty tamin'ny heverina ho famonoan-tena i Nisman, ora maromaro alohan'ny hitondrany fiampangana ny Filoha sy ny mpikambana maro ao amin'ny antoko mitondra noho ny fanakonana ny mahatafiditra an'i Iran tamin'ny fanapoahana baomba nahafatesana olona tsy manantsiny 85 tamin'ny 1994 :
La Presidente pidió esclarecer la muerte de la activista trans Diana Sacayán/Me asusté pensé que hablaba de Nisman pic.twitter.com/XE3wLueVmw
— CosaJuzgadaIrrita (@JuaniVilela) October 14, 2015
Takian'ny Filoha ny hampahazava ny nahafaty ilay mpikatroka trans Diana Sacayán/Nangovitra aho, nieritreritra aho fa i Nisman no noresahiny
9 femicidios y1 travesticidio en 1 semana no es casualidad si no ensañamiento. Basta! X Diana y por todas, a las 11 en Viamonte 1147 — marta dillon (@martadillon) October 14, 2015
Feminicides [famonoana vehivavy] 9 sy travesticide [famonoana sarimbavy na sarindahy] 1 tao anatin'ny herinandro tsy kisendrasendra fa tena hasiahana. Ampy izay! Amin'ny anaran'i Diana sy ny maro hafa, ao amin'ny 11 ao Viamonte 1147
Mandritra izany fotoana izany, miteraka adihevitra mafana ny fametrahana teny toy ny “feminicide” [famonoana vehivavy] sy ny “travesticide” [famonoana sarimbavy na sarindahy] :
Hoy escuché la palabra “travesticidio”. Demasiada especificidad en la referencia a personas propende a la discriminacion.
— Niño Golpeador (@neopaulista) October 14, 2015
Androany aho no nandre ny voambolana hoe “travesticide” [famonoana sarimbavy na sarindahy]. Be loatra ny fanomezana anarana manokana hampitombo ny fanavakavahana.
A mi lo de “travesticidio” me hace ruido. No se bien por qué, y no se si está bien, pero porque no le decimos “femicidio” y y ya? — An Mallimaci (@anmallimaci) October 14, 2015
Mampiahiahy ahy ny “Travesticide” [famonoana sarimbavy na sarindahy]. Tsy haiko loatra hoe nahoana, tsy haiko na diso na marina, saingy maninona raha lazaina fotsiny izao fa “famonoam-behivavy” satria izay no izy?
Hatramin'ny 2008, dia mihoatra ny 1800 isan-taona ny vehivavy misy mamono ao Arzantina, araka ny Casa del Encuentro, ONG iray manampy ny lasibatry ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy. Tamin'ny volana jona lasa teo, ampolony ny olona nanao diabe nanavatsava ny araben'ny tanàndehibe mitondra ny tarigetra manao hoe #NiUnaMenos (Tsy Mihena na dia Iray aza) ho fanoherana ny famonoam-behivavy ao amin'ny firenena.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 45 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...