Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

31 Oktobra 2015

Tantara tamin'ny 31 Oktobra 2015

Ny Firenena No Atao Fitaratra : Fandalinan'ny Kôlômbiana Iray Ao Bristol

"Fa rehefa tonga amin'ny hoe hifindra monina fanindroany ianao, ny trano tena miraikitra ao an-tsainao sisa dia ilay iray farany izay vao avy nilaozanao. Ary dia tena latsaka anaty saritaka goavan'ny maha-ianao anao ianao"

Tranga Manafintohina Mampirongatra Ny Ahiahin'ny Katalàna Mialoha Ny Fifidianana Manan-Tantara Momba Ny Fahaleovantena

Vao mainka nampirongatra ny tsy fitokisan'ny vahoaka Katalàna ireo hadisoam-pamindra nampalahelo nataon'ny governemanta Espaniola, herinandro mialoha ilay fifidianam-paritra momba ny "fahaleovantena"-n'i Katalonia natao ny 27 Septambra.

Ny fahafatesan'ilay mpikatroka Trans iray no nampiseho fa mbola ela vao ho tapitra ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy

Voaresaka indray ny famonoan'olona noho ny fankahalana sy ny herisetra atao amin'ny vehivavy taorian'ny fahafatesan'ilay mpiadin'ny zon'ny nanova taovam-pananahana iray malaza ao Arzantina.