
Pikantsary avy amin'ny Youku. Minisitry ny Raharaham-bahiny Shinoa Wang Yi niresaka ny fifandraisana Sino-Japan nandritra ny valandresaka tamin'ny 8 Marsa 2014 tao Beijing
Nitsangam-bolo indray i Shina tamin'ny fampitahana ny fifandroràna ataon'ny fireneny amin'i Japan amin'ny fifandraisana nisy teo amin'i Britaina sy Alemaina talohan'ny ady lehibe voalohany, nilaza fa tokony hanaja ny “fahatsiarovantenan'ny olombelona manerantany” sy ny “tsipika ambany indrindra eo amin'ny fifanarahana iraisampirenena” ny Japoney mpitam-pahefana.
Tao anatin'ny fanontaniana sy valiny efa voalahatra tsara tamin'ny asabotsy 8 marsa ny minisitra Shinoa misahana ny raharaham-bahiny Wang Yi no nitsipaka ny fampitahana ary niteny hoe : “2014 anie ka sady tsy 1914 no tsy 1894, Tsara ho [an'i Japan] ny mijery an'i Alemaina taorian'ny ady ho maodely fa tsy mahabe raharaha tahaka an'i Alemaina talohan'ny Ady Lehibe Voalohany.”
Nianatra tany amin'ny oniversite japoney i Wang ary ambasadera shinoa tany Japan teo aloha.
Miakatra ny maripanan'ny fifanenjanana eo amin'i Shina sy i Japan rehefa nifanakatom-baravarana mifanditra amin'ireo nosy ao amin'ny Ranomasina Atsinanan'i Shina fantatra ho Diaoyu any Shina sy Senkaku any Japan ny roa tonta.
Tamin'ny kabary fanokafana tao Davos tamin'ny fiandohan'ity taona ity, nahavaka ny nanatrika teo ny praiminisitra japoney Shinzo Abe tamin'ny fampitovitovy ny fifandraisan'i Shina sy Japan tamin'ny fifandranitan'i Britaina sy Alemaina talohan'ny ady lehibe voalohany, fampimirana zotra izay niteraka fanehoa-pihetseham-po matanjaka avy tamin'ny diplaomaty shinoa.
Tamin'ny Desambra lasa teo, nahavinitra an'i Shina i Abe taorian'ny nitsidihany ny fasan'ny miaramila izay ahitana ihany koa ireo voaheloka bevava tamin'ny ady lehibe faharoa.
Ananana tahirin-kevitra maro dia maro eo amin'ny bokin-tantara Shinoa sy ny tantara an-tsehatra amin'ny fahitalavitra ny fihetraketrahana nataon'ny tafika Japoney tany Shina. Nipoaka tany amin'ny tanandehibe shinoa maro, tamin'ny 2012, ny fihetsiketseha-panoherana be mpandray anjara rehefa novidian'ny governemanta Japoney tamin'olo-tsotra tompony ny nosy.
“Momba ny tantara sy ny fiandrianam-pirenena, misy ny efitrano hanaovana marimaritra iraisana,” hoy i Wang Yi amin'ny mpanangom-baovao.
Niteny tamin'ny mpanangom-baovao ihany koa i Wang fa hanohy ny fanantanterahana politikan-draharaham-bahiny mandray ny andraikitra ho azy tenany ny fireneny amin'ity taona 2014 ity.
Tamin'ny herintaona i Shina nametraka fari-piarovana an-habakabaka eo ambony atsinanan'ny ranomasin'i Shina ary mangataka amin'ny fiaramanidina rehetra miserana eo hameno ny taratasin'ny lalam-pisidinana. Notsikerain'ny Tandrefana sy i Japan ho fanapaha-kevitra samirery izany fihetsika izany, saingy narovan'ny fitondram-panjakana shinoa sy ny vahoaka mafy dia mafy.
Tsara fandray ny fanehoan-kevitr'i Wang ny fiarahamonina an-tseraseran'i Shina.
Nie Weiping, Shinoa mpilalao Echec malaza, nanoratra tao amin'ny mpanao raharaha (servisy) famahanam-bilaogy bitika Sina Weibo:
与其拿一战前的德国来做文章,不如以二战后的德国来作榜样。只有认真清算过去,不再出尔反尔,才能走出僵局,开辟未来。————说得真好,到位!
Tsara ho [an'i Japan] ny mijery an'i Alemaina taorian'ny ady ho maodely fa tsy mahabe raharaha tahaka an'i Alemaina talohan'ny Ady Lehibe Voalohany. Rehefa mieritreritra lalina ny lasany irery ihany [i Japan] ary mitazona ny voadiny vao afa-mandrava ny tsi-fiovàna isika ary manangana hoavy tsaratsara kokoa—— Izay mihitsy, ao tsara!
Naneho hevitra i Huang Shengyou:
王毅这个回答,很给力!
Matanjaka be ny valinteny avy amin'i Wang Yi!
Sunshine Aiwei nanoratra:
外交部部长王毅回答的太精彩!!点赞!!!2014不是1914,更不是1894!!
Nahafinaritra ny fanehoa-kevitra avy amin'ny Minisitry ny Rahafaham-Bahiny Wang Yi!! Manaja tanteraka!! 2014 anie ka sady tsy 1914 no tsy 1894!!
Xishuai Conglai Bumaimeng, mponina avy ao atsimo andrefana Guangxi, nahita ny olana avy amin'ny zoro hafa:
二战后的德国,进北约,建军队,出口军备,日本学哪一样中国的小心脏都受不了啊
Niditra tao amin'ny OTAN i Alemaina ary nanangana ny tafiny taorian'nyAdy Lehibe Faharoa, ary nanomboka nivarotra fitaovam-piadiana ihany koa. Izay mety nianaran'i Japan tamin'i Alemaina dia tsy hoeken'i Shina loatra.
Atombohy ny resaka
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...