
“Ny fahasambarana, dia mifanena amin'ny namana fahazaza”. Fandravahan'i alustration Tiago Albuquerque sur Felicidário “Ny teny hafaliana, dia ny mahita ny namana tamin'ny fahazazana”. Fanehoan-tsary Tiago Albuquerque ao amin'ny Felicidario
Fikambanana mpanatalenta portogey no niara-miasa mandravaka ireo famaritana ny mety atao hoe fahasambarana ho an'ireo zokiolona, natao endrika fanisanandro. Azo jerena ao amin'ny tranokala Felicidário ny fanisanandro an-tserasera.