Nampidinina ho 16 taona ny taona fahafaha-mifidy tao Arzantina
Ny 1 Novambra,2012, nankatoavin’ ireo Mpanao lalàna arzantina, ny lalàna momba ny taona hahafaha-mifidy ho 16, na dia izany aza anefa ny fifidianana dia tsy maintsy atao ho an'ny olona mihoatra ny 18 taona.
Namoaka ireo fiovàna hita ao amin'ny lalàna 26774 mikasika ny maha-olompirenena arzantina izay manitatra ity fahafaha-mifidy ity ilay bilaogy Juventudes [es] :
Artículo 1º: Son electores los argentinos nativos y por opción, desde los dieciséis (16) años de edad, y los argentinos naturalizados, desde los dieciocho (18) años de edad, que no tengan ninguna de las inhabilitaciones previstas en esta ley.
Andinin-dalàna 1°: Ireo teraka Arzantina dia mpifidy noho ny safidiny, manomboka amin'ny faha-16 taona sy ho an'ireo Arzantina nangataka zom-pirenena, manomboka amin'ny faha-18 taona, ary afa-manolotra atontan-taratasy milaza fa tsy manana antony andraran'ny lalàna azy ho amin'izany.
Namoaka izao vokatra manaraka izao ny gazety Telam [es], raha jerena ny nandrafitra ireo nanohana sy ny momba ireo nanohitra tao amin'ny Lapan'ny Depiote:
La iniciativa -que había recibido media sanción del Senado una semana antes- fue aprobada con 131 votos a favor, 2 en contra y 1 abstención, ya que la mayoría de las bancadas opositores se retiraron del recinto antes de que se concretara la votación.
Lany Tafatsangana tamin'ny vato 131 nanaiky, 2 nitsipaka ary iray nanao vato fotsy ilay volavola, izay nahazo fankatoavana herinandro mialoha tao amin'ny antenimieran-doholona, niala ny lapa mialoha ny famitana ny fifidianana moa ny ankamaroan'ny mpanohitra.

Ny filoha Cristina Fernandez manolotra ny karatra vaovao mamela ny olom-pirenena 16 taona hifidy. Saripika www.casarosada.gov.ar Creative Commons licence.
Nanazava sy namelabelatra ny antony tsy nandraisany anjara tamin'ny fifidianana ny Depiote ao amin'ny tranonkalany [es]:
El proyecto no forma parte de las prioridades, ni de las metas u objetivos de los jóvenes. Por el contrario siento que el proyecto está más relacionado con inquietudes de los adultos, que con las necesidades, y las motivaciones de los jóvenes. El proyecto propone conceder a los adolescentes el derecho de votar, pero curiosamente es un segmento en el que se comprueba un desgranamiento del 56% en su educación media, si pensamos antes en el voto que en la educación, o antes que tener mayor acceso a políticas deportivas, recreativas, o culturales, estamos alterando las prioridades.
Tsy anisan'ny laharam-pahamehana, na tanjona, na zava-kendren'ny tanora ity tetikasa ity. Mifanohitra amin'izay, tsapako fa mifandraika amin'ny ahiahin'olon-dehibe io fa tsy filàna sy fampazotoana ny tanora. Manome fahafaha-mifidy ho an'ny adolatsento ilay tetikasa, saingy mahavariana fa ao anatin'ny vondron'olona ahitana 56% tsy nahatontosa na niala antenantenany tamin'ny sekoly ambaratonga faharoa izy ireo, raha mieritreritra ny hifidy mialoha ny fampianarana isika, na tafiditra amin'ny sehatra maro mialoha ny fanatanjahatena, ny politika fialam-boly sa kolontsaina, nanova ny lahara-pahamehantsika isika.
Manoratra toy izao i Brillo momba ny fisafidianana hifidy na tsia ho an'ny latsaky ny 18 taona:
Respecto del carácter optativo del voto, quiero marcar también mis diferencias, y planteo esto porque más allá de los gustos, las preferencias y las consideraciones personales, el Art. 37 de la Constitución Nacional establece que el voto en la Argentina es obligatorio y universal.
Eo amin'ny fanajana ny momba ilay hoe hifidy, te-hanoritra ny indrokeliko aho, ary asandratro ity raharaha ity satria ankoatra ny safidy manokana, izay ironana ary ny fomba fijery manokana, voalazan'ny Lalampanorenana andininy faha 37 faataon'ny daholobe sy tsy maintsy tontosaina ny mifidy ao Arzantina.
Ahoana ny eritreritr'ireo mpifidy tanora amin'izany?
Nanoratra ary i Florencia Acuna (@floracunia) [es] hoe:
@floracunia: hoy estaba con el cartel del voto a los 16 en el cole , y ari me dijo yo no quiero votar apenas me se atar los cordones ! ajajjajaj 15 años
@floracunia: Hitako tany an-tsekoly androany ny takelaka [manentana] hifidy eo amin'ny faha 16 taona, ary nilaza tamiko ari hoe tsy hifidy fa na mamatotra tadi-kiraro aza tsy haiko! 15 taona hahahaha
Mandritra izany fotoana izany miresaka ny fahatsapany ho hendratrendratra ilay mpisera aterineto Mar (@marianelaoriont) [es]:
@marianelaoriont: Estoy re nervioso por el voto a los 16 años, no me decido como votar todavía. Si haciendo ta te ti o zapatito blanco zapatito azul
@marianelaoriont: Tena hendratrendratra be aho amin'izany fahafaha-mifidy eo amin'ny faha 16 taona izany, tsy mbola tapa-kevitra hifidy aho. Mikatrokatroka vodi-tongotra sa hikiraro manga ilany fotsy ilany
Ny tsy fahazoana managadra ireo zaza tsy ampy taona manoloana ny fandikan-dalàna kosa no iadian-kevitra ao Arzantina. Maro ireo sokajin'olona mieritreritra fa tsy migadra ireo anelanelan'ny taona 16 ka hatramin'ny 18 ireo raha mandika lalàna, nefa tsy izany no izy. Ahitana izany amin'ny sioka sasantsasany, tahaka ny an'ity Ezequiel ity (@Ezepereyra22) [es]:
@Ezepereyra22: Ya es ley el voto a los 16 años, pero si con esa misma edad vienen y te pegan un tiro en la frente para afanarte el celular, no pasa nada.
@Ezepereyra22: Lalàna ankehitriny ny fahazoana hifidy na dia 16 taona aza, fa raha amin'io taona io ihany, raha tonga izy ireo mitifitra anao eo amin'ny tarehy ka mangalatra ny findainao, tsy na inona na inona mihatra.
Maka ireo resaka io amin'ny bilaogin'i El Estadista [es] i Andrés Escudero manao hoe:
La inimputabilidad es un argumento que han adoptado los promotores de las políticas de mano dura. Haciéndose eco de la asociación entre juventud y delincuencia, han impulsado la idea de que a partir de esta nueva ley un menor de 18 años podría sufragar para Presidente a la vez que “matar, robar y violar” sin ir preso, justamente por su condición de menor. Sea por el motivo que fuere, la idea de que los menores de dieciocho son inimputables se apoderó de buena parte de la sociedad hasta convertirse en sentido común
Hevitra avy amin'ireo izay te hampanjaka amin'ny totohondrim-by io resaka tsy fahazoa-managadra io. Amin'ny fampiakoakoana ny fifandraisan'ny tanora amin'ny heloka, te-hampandroso ny hevitra ry zareo fa afaka mifidy amin'ny alalan'io lalàna io ny tsy ampy taona sady afa- “mamono, mangalatra, manolana” tsy misy sazy, sartia zaza tsy ampy taona izy ireo. Noho ny antony tsy fantatra, nahazo ny ankamaroan'ny vondron'olona maro tokoa ny hevitra fa tsy azo entina any amin'ny fitsarana ny tsy ampy taona ka tonga amin'ny fenitra fa izay no fisainana iraisan'ny besinimaro.
Nandinika ny amin'ny lasa trosan'ny Kongesy Nasionaly amin'ny fomba itsarana ny tsy ampy taona anelanelan'ny 16 ka hatramin'ny 18 taona ihany koa i Escudero:
En este campo, una deuda que el Congreso Nacional aún no ha saldado es la sanción de un Régimen de Responsabilidad Penal Juvenil, para que los jóvenes en conflicto con la ley penal puedan ser juzgados con respeto de las mismas garantías que asisten a cualquier ciudadano.
Raha amin'io sehatra io indray aloha, dia mila mametraka Rafi-dalàna Maha-Tompon'andraikitra eo anatrehan'ny Lalàna ny tanora azy ny Kongresy Nasionaly, mba ho voaantoka fa hotsaraina mifanaraka amin'ny lalàna, mitovy amin'ny olo-pirenena ny tanora manana olana.
Considering these changes, the candidates for the legislative election in 2013 will have to tweak their strategies to win the youth vote [es], which represents more than one million potential new voters.Raha jerena ireo fanovana ireo, dia tokony hanitsy ny tetik'adiny ireo kandidà hirotsaka amin'ny taona 2013 raha te-hahazo ny vaton'ny tanora [es], izay mpifidy hafa efa mihoatra ny iray tapitrisa miandry fotsiny.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...