
Toerana voaràra hoan'ny vehivavy tokana, tsikaritra tamin'ny varavaran'ny hôtely fisakafoana iray tany Arabia Saodita. Saripika napariaky @moadaldabbagh tamin'ny siokan-tseratsera
Tamin'ny siokan-tseratsera i Moad Aldabbagh no nanapariaka ity saripika maneho soratra mandravaka ny varavaran'ny hôtely fisakafoana iray tany Arabia Saodita ity. “Tianay ny mampahafantatra fa toerana voaràra hoan'ny vehivavy tokana ny aty” no voasoratra.
Sady narahiny hafatra siokan-tseratsera hoe:
@moadaldabbagh: Izao ny taon-jato faha-21 aty Arabia Saodita…