Korea Atsimo: Moines Tratra Niloka, Nigoka Ary Nifoka
Tao Korea Atsimo, mpitarika enina avy amin'ny holafitry ny Bodista goavana indrindra ao amin'ny firenena no tratra nilalao Poker niaraka taminà tontona avo dia avo, no sady nisotro sy nifoka ihany koa. Ilay tranga dia niparitaka tamin'ny alàlan'ny lahatsary iray nivoaka an-tsokosoko, nampiseho ireto ‘moines’ mitàna toerana ambony ireto niloka tao aminà hotely mihaja lehibe iray manamorona ny renirano, andro vitsy monja nialoha ny fety fankalazan'ny iray firenena ny nahaterahan'i Buddha.
Ny tontona nilokàn'ireto ‘moines’ ireto dia voalaza fa nihoatra ny 875.000 dolara Amerikana (10 tapitrisa Won Koreana) ary nitohy nandritra ny alina manontolo, naharitra 13 ora ilay filokàna. Any Korea Atsimo, voararan'ny lalàna ny filokana ivelan'ireo ‘casinos’ nahazo fanomezan-dàlana sy ireo toeram-panaovana hazakaza-tsoavaly ka ny fihetsika toy izao avy aminà mpitarika fivavahana dia faran'izay maharatsy endrika indrindra – tsy mampino. Nanondraka ny habaka aterineto Korena Tatsimo ireo fanehoan-kevitra feno eso mandratra, ireo kiana mahery vaika sy rikoriko noho ilay fahalovan'ny finoana.
@uxost01, mpampiasa Twitter, nibitsika hoe [ko]:
어머니가 조계종 억대 도박 뉴스를 아시고서 충격과 비탄에 빠지셨다.
@Arirang5886, mpampiasa Twitter, dia nanipika [ko] fa ny vola nentin'ireo ‘moines’ niloka dia ireo fanomezana rakitra ara-pinoana nataon'ny mpino:
조계종간부들의 도박, 음주, 흡연행위는 자정의 한계를 넘은 것입니다. 신도들은 피땀어린 시주하면서 절에 다니고, 승려는 그것으로 스릴있게 도 닦는 형국입니다. 부처는 신도의 마음에 있지 절간에 있는 것이 아니라는 것을 잘 나타내고 있는 사건입니다.
Mpampiasa Twitter iray hafa, @Nabiwahighhill, no nampitaha ireto ‘moines’ ireto [ko] amin'ireo olo-be mpanao kolikoly :
2007 년 명지스님이 100억원 사찰재정을공개하며“수행자는 수행에전념하고,재정은 재가자에맡기자”했다.조계종 승려들이 시줏돈으로 밤샘 도박사건은 승가사회가 타락했음을보여준다.MB정권에서 종교인과 정치인 언론사주가 앙사앙레짐의 2%타락한 귀족이돼간다.

Sarin'ireo 'moines' nidina handeha hamonjy ny efitranony taorian'ny vavaka isan-kariva tao amin'ny tempolin'i Haeinsa izay iray amin'ireo tempoly Bodista Chogye tena malaza any Korea Atsimo (tsy voatery hisy ifandraisany amin'ny resaka filokana voalaza ato anaty lahatsoratra) Sary: joonghijung, Creative Commons License (CC BY 2.0)
Ny holafitra ao Jogye dia manana mpanara-dia maherin'ny 10 tapitrisa izay ivondronan'ny ampahadimin'ny vahoaka Koreana Tatsimo eo ho eo. Ny mpitarika ity holafitra Jogye ity dia nanao fialantsiny imasom-bahoaka avy hatrany taorian'ny nahalasa an'ilay tranganà filokàna ho lohateny lehibe nanerana ny firenena, ary nivoady ny hanao “fieken-keloka fanonerana”. Na nisy aza ny fanamboamboaran'ireo mpampahalala vaovao [ko] hoe tetika matipaikan'ireo hery mpifanandrina avy ao anatin'ilay holafitra ihany iny lahatsary nivoaka an-tsokosoko iny, tsy misy antony sy fialan-tsiny matanjaka ampy sy sahaza hampitony ny hadisoam-panantenan'ny vahoaka Koreana
Park Tae-su (@sjts200) nibitsika hoe [ko]:
조계종 자승 중은 도박사태 책임지고 사퇴하라.참회만으로 덮을려고?어림없는 소리[…]
Yun Hee-sung (@yunheesung) nibitsika hoe [ko]:
불교 조계종 도박파문이 조계종 내부간의 갈등 때문에 일어난 거라 억울하신가요? 그건 당신들 끼리의 다툼이고, 국민은 억대판돈을 놓고 도박하고 술. 담배를 먹고 피워도 되냐를 묻는 겁니다. 아직도 문제가 뭔지 모르세요?
Efa zatra ny toerana naha-firenena tena mpandàla ny finoana azy i Korea Atsimo saingy, satria betsaka loatra ireo tantara ratsy niseho masoandro, na izany avy amin'ny vondrom-piarahamonina Kristiana na ny Bodista [ko], sahiran-tsaina, ka maro dia maro amin'ireo Koreana no manome lamosina ny fivavahana ankehitriny. @tinypencil, mpampiasa Twitter, dia nibitsika hoe [ko]:
이제 불교에서도 개신교와 매를 같이 맞아주기로 한건가. 요즘 이미지 참 좋아지던 와중에 승려들의 불법도박이라니.
ary nampiany hoe [ko]:
조계종 승려들의 밤샘도박. 종교가 세상을.치유하는건지 세상이 종교의 뒤에 숨은 저런자들을 먹여살리는건지.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...