Slovakia: Olana Momba Ny “Asa sa Vola”
Namoaka lahatsoratra [sk] momba ny fanandramana natao tao an-tanànan'i Krompachy any atsinanan'i Slovakia ny gazety SME. Niangaviana hiditra amin'ny tetikasam-panjakana iarovana amin'ny tondra-drano ny tsy an'asa. Ao amin'io faritra manana taha ambony amin'ny tsy fananan'asa io dia efatra monja ny tovolahy nanaiky. Nandà avokoa ny hafa rehetra, nanambara fa mbola mahantra kokoa ry zareo raha mandray io asa io.
Nokajian'ny tanàna ny tetibolan'ny ankohonana ao an-toerana misy olona fito – ny iray lehilahy manambady nanaiky hiditra amin'ilay asam-panjakana, ny iray hafa kosa tsy an'asa. Hitany avy teo fa noho ny fahaverezan'ny tombontsoa azo amin'ny tsy fananan'asa sy noho ny fahalafosan'ny saram-pitanterana dia latsaka 140 euros noho ny an'ilay tsy an'asa ny volan'ilay nanaiky ny asa.
“Ka nahoana moa aho no tsy maintsy miasa? Hifoha isa-maraina hiasa? Ho alain-dry zareo ny vola [tombony] solon-tsakafon'ny ankizy, ho an'ny hofan-trano ary tsy vola kely izany. Aleoko tsy miasa raha izany ary mbola misy tahiry azo atao aza,” hoy i Gejza, rain'ny ankizy efatra notsongain'ny gazety.
Ny tsy voalazan'ny gazety dia ny fiheveran'ny Slovaky maro fa ilay olona tsy an'asa manan-janaka maro, heverina ho manana anarana Hongroà ary miaina any amin'ny faritra atsinanan'i Slovakia dia tahaka ny avy amin'ny foko Roma.
Niteny tamin'ny gazety ny mpitondra tenin'ny Minisiteran'ny Asa, Lalàna Sosialy ary ny fianakaviana fa “mahafantatra ny tsy fahatomombanan'ny rafitra fanampiana ireo olona mila izany ny minisitera. Noho ny fisian'izany no niezahan'ny minisitera hampiditra fanovana, mba ho izay mendrika izany no omena azy. Saingy indrisy moa fa nisetra fanoherana ny volavolankevitra ary mbola tsy tonga any amin'ny dingan'ny fifampiraharahana. Na izany aza, mbola manohy ny fitadiavana ny rafitra mety izahay.”
Ireto ambany ireto ny fanehoan-kevitra sasantsasany hita tao amin'ny lahatsoratra.
Element:
Na dia mihoatra 140 euro aza ho an'ny olona miasa dia tsy hanampy azy loatra izany. Satria ho an'ny olona tsy niasa mihitsy hatrizay niainany dia tsy hahatonga azy hiasa izany.
Mrmr:
Lahatsoratra […] mamitaka tanteraka. Tsy ny tombontsoa ara-tsosialy no ambony fa ny karama no ambany. Raha niteny ry zareo hoe 1000 eurros isam-bolana ny raisina amin'ny fiarovana amin'ny tondra-drano, dia ho hafa ny isa sy ny fampitahana…
Smeckar:
tsy tokony ho lasitra ny fanampiana ara-bola ho an'ny ray aman-dreny, fa tokony ho tahaka ny singa miala avy amin'ny karama. Izay tsy miasa dia tsy mandray vola … fa raha tsy izany dia tsy mahavita mampiasa olona ianao…
buster234:
Inona moa no iasany raha miasa ho azy ireo isika! Ary rehefa tsy ampy ny vola, dia hiakatra ny fandraisana anjara ara-tsosialy avy amintsika!
addis pareba:
Tsy ny volanjaza sy ny tombontsoa ara-tsosialy no ratsy fipetraka fa ny fomba fanomezana karama ny asa.
Tress:
Iza no manoratra fa ambony loatra ny fanampiana ara-tsosialy? Tsy izany ka. Hilaza amiko ve ianareo ho be loatra ny 450 euros ho ana-fianakaviana iray misy olona enina? tsia. Ilaina ny mampiakatra ny karama fa tsy mampihena ny tombo kely madinidinika kosa!
djmaros (mamaly):
Misy mijoro eo amin'ny lalanao? Mangataha amin'ny lehibenao hanampy 500 euros isam-bolana. Hanaiky izy?
treke:
Ho an'ny mpitsentsitra dia be loatra izany. Ho an'ny olona miahy ny tenany manokana ary mikendry ny hihinambe sy hisotro tafahoatra ny tambin-kasasaran'olon-kafa, dia mihoatra noho ny 100% ilaina izany.
racional:
Nisedra fanoherana? Fa izany izany mpanohitra ny fampihenana ny fanampiana omena ny vavan'ny tsy miasa izany?
mudla (ho valiny):
Tena mahita ny zava-misy ny mpanohitra. Aiza no tadiavin'ny minisitra ampiasa io tsy an'asa io hampisy fahamendrehana? Firy ny isan'ny tsy an'asa eto amintsika amin'ny toerana [asa] iray mitady mbola malalaka?
zeta reticuli (ho valiny):
Aiza no ampiasana azy ireo? Asam-panjakana. […] Mamirapiratra avokoa ny arabe […]. Farafaharatsiny tsy hangalatra ry zareo ary hanao zaza.
econoir.sk:
Aza dia tsotrabe e. Mpifidy 400.000 io.
zeta reticuli:
Ny vahaolana … rehefa miasa ilay tsy an'asa dia tsy tokony esorina aminy avokoa ny fanampiana iray manontoloa, fa mba ahena … Amin'izay fotoana izay dia mba tsy ambany vola raisina noho ny tsy miasa izay miasa, na dia ambany aza ny karamany.
prdola:
“Minisitera: Tsy maintsy atao ny fanovana”
Hiasa mafy kokoa ny olom-potsy ary ho amina vola kely kokoa.
Lionluck1971:
Fanontaniana tokana: mpiasam-panjakana firy no ilaina hanao asa-marika vitan'ny Roma iray tsy avara-pianarana kajiana?
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...