Pero: Ny fankalazana ny faha 20 taonan'ny ‘Nubeluz’
Ireo Peroviana izay mbola ankizy madinika tamin'ny fiandohan'ny taona 1990 no mety hahatadidy ny fandaharana tena nalaza tao amin'ny fahitalavitra Nubeluz. Tamin'izany taona izany, nandalo fotoan-tsarotra mafy i Pero; fanafihan'ireo mpampihorohoro no hita matetika amin'ny vaovao , zatra niaina tao anatin'ny tsy fisian'ny herinaratra ny olona, ary ny tena misongadina mihoatra ireo, Manasarotra ny fiainana ny halafosan'ny vidim-piainana be loatra .
Nandritra izany vanim-potoana izany, ny marainan'ny Sabotsy sy ny Alahady no mba mihiratra kely noho ny fandaharan'ny fahitalavitra Peroviana iray tsy mbola nisy nanao mihitsy. Zavatra telo no tena asongadin'ny Nubeluz : 1) tsy noheverina ho fampisehoana amin'ny fahitalavitra izy fa ho fetin'ny ankizy madinika (voarara ny teny hoe “fandaharana”); 2) notontosaina tao amin'ny rahona mahagaga ny fety izay mitety toerana araka ny baikon'i Glufo, izay manana namana vehivavy roa antsoina hoe “dalinas” (teny glofika ) ary ; 3) tsy maintsy misy rahona avokoa ny kilalao rehetra atao..
Amin'ny teny Española, midika hoe rahona ny hoe “nube” . Noho izany, raha ara-bakiteny, azo adika hoe ‘raho-mazava’ ny anaran'ny fandaharana .
Amin'ity herinandro, mankalaza ny tsingerintaonany faha 20 i Nubeluz, ary nanao hetsika mikasika ity fotoan-dehibe ity ireo mpitoraka bilaogy sasany ; Mankalaza ny tsingerintaona ny pejy iray ao amin'ny Facebook [es] natokana ho an'ny fandaharana.
Ao amin'ny Todo pasado (no) fue mejor [es],ny mpitoraka bilaogy Sandro Escandón no mamehy [es] ny tontolo manodidina ny fahitan'ireo ankizy ny fandaharana tany Pero:
[…] mientras nuestros padres (los mios y los de los de mi generacion) se debatian entre las colas,la hiperinflacion y el terrorismo sanguinario, la mayoria de nosotros,los niñas y niños de mi generacion, nos sumerguiamos en esa nube,cual burbuja de cristal contra el horrible presente y la realidad nacional que muchos desconociamos en su exacta magnitud, 5 horas-de 8 am a 1 pm- en ese mundo magico llamado “el mundo glufico” o “Nubeluz” en el que el capitan Glufo nos trajo a las dalinas,las cindelas y los golmodis un 9 de septiembre de 1990.
Mizara ny zavatra niainany ny mpitoraka bilaogy i Jhon Núñez Sandman, ao amin'ny bilaogy Diario de un soltero [es] ao amin'ny lahatsorany “Yo fui nubecino” (efa nubecino aho) raha niteny azy ny dadany fa nanana tapakila hijerena mivantana ny Nubeluz :
Año 1993, aquella infancia espectacular que nunca volverá, que se llevo lo mejor de mi niñez y me dejo los mas hermosos recuerdos.
[…]
Mi padre, una mañana llego y me dijo que tenia pases para ir a ‘Nubeluz’, salte tanto que no me lo creía, cuide las entradas como oro, las puse debajo del colchón, para que los traviesos de mis hermanos no las tocaran.
Taona 1993, ilay fahazazana tena nahagaga izay tsy hiverina intsony , izay naka ny tsara indrindra tamin'ny niandohan'ny fahazazako ary namela fahatsiarovana tena tsara indrindra ho ahy tamin'izany .[…]
Indray maraina, tonga ny dadako ary niteny tamiko fa nanana tapakila izy ho any amin'ny ‘Nubeluz’, Niatsambotsambotra ery aho, tsy nino izany, nambenako fatratra toy ny volamena ireo tapakila ireo, nataoko tany ambany kidoro, amin'izay tsy hanakorontana ny manodidina azy , ireo rahalahiko ratsy toetra .
Nanana ny vondrona toambolana vaovao [es] iray manontolo i Nubeluz . Araka ity voambolana “glofika” ity , iray amin'ireo ankizy tao amin'ny fandraisam-peon'ny fahitalavitra i “nubecino” ary iray amin'ireo izay nahita ny fandaharana tany an-tranony i “nubetor”

Ireo ankizy tao amin'ny fandaharana Nubeluz tamin'ny taona 1990. Sary avy amin'ny mpampiasa Flickr medea_material nampiasana avy amin'ny fahazoan-dalana Attribution 2.0 Generic Creative Commons license
Nisy ireo hira maro narahin-kafatra ho an'ny ireo ankizy sy ireo ray aman-dreniny tao. Mety ny tena tsaroana indrindra angamba dia ny ‘Papi, deja de fumar’ (Dada, ajanony ny fifohana), izay nangataka toy izao[es]:
Papi, papi, papi, deja de fumar
Cuando me das un beso no puedo respira
Deja ese cigarro si me quieres de verda
No ves que a mí también me hace mal ¡basta ya!
Tsy afa-miaina akory aho rehefa manoroka ahy ianao
Avelao io sigara io raha tena tia ahy ianao
Tsy hitanao ve fa ratsy koa io ho ahy. Ajanony io !
Mampiseho sary ahitana ireo fihaonan'ny mpilalao sy ireo ekipa mpanatontosa, ny bilaogy Ser peruano [es] ary mizara ireo fihetseham-po avy amin'ny filalaovana :
Recordaron los miedos que enfrentaban en cada gira fuera del país ” En el estudio nos enfrentabamos a una cámara, pero cuando salíamos fuera, en las grandes presentaciones, en donde nos esperaban miles de personas, nos daba un poco de miedo, en realidad salíamos casi aterradas. Nos dábamos cuenta recién el éxito que tenía el programa y las miles de personas que lo seguían.”
Fa nifarana ny zavatra nahafinaritra rehetra raha niditra tao amin'ny tontolo mahagaga ireo raho-mainty.Namono tena I Mónica Santa María, fantatra amin'ny anarana hoe ‘dalina chiquita’ (i dalina kely ) tamin'ny volana Marsa 1994. Nosoloin'ireo ankizivavy hafa ny toerany izay, miaraka amin'i Almendra Gomelsky, ilay dalina hafa, ary nanao izay tsara indrindra vitany izy ireo nanohy ny zavatra nahafinaritra rehetra tao .
Nifarana tamin'ny taona 1996 ny tontolo mahagaga an'i Nubeluz, fa mbola mety nahare ny teny hoe “grántico, palmani, zum”, (mitovy amin'ny hoe “vonona, miomana, lasa !” amin'ny teny glofika ) ireo ankizy tany aorian'ny taona 1990 rehefa hanomboka ny tantara mahafinaritra .
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...