Malezia: Fanafihana nitranga nohon'ny fanavakavaham-bolon-koditra tamin'ny Andro fitsingerenan'ny nahazoana ny fahaleovantena
Tamin'ny taona 2009, namerina niresaka momba ny foto-kevitra firaisan-kina 1Malaysia izay nankalazain'ny haino aman-jery ny Praiministra Najib Razak.
Nanasongadina tatitra iray vaovao izay manazava ny foto-kevitra 1Malaysia (Malezia tokana) ny mpitoraka blaogy OutSyed The Box:
Tao KUALA LUMPUR, tamin'ny faha 15 Aprily (Bernama) — Tokony hialan'ny Maleziana ny toe-tsaina fiavakavahana ara-poko, hoy Datuk Seri Najib Tun Razak. Ary hoy ny nambaran'i Praiministra: tokony “hiara-hijoro sy hiray saina ary hiara-hifarimbona” ho toy ny vahoaka iray ihany ny maleziana raha arak’ io foto-kevitra 1Malaysia io.
“Aleo hiato ny endrika fizarazarana ara-poko toy ny efa nataontsika taona maro lasa izay. Izany koa ny tena dikan'ilay foto-kevitra ‘1Malaysia’.
“Tokony hifanaja ny tsirairay avy, hifandefitra ary hametraka fifampitokisana eo amin'ny tsirairay sy eo amin'ny vondrom-poko samihafa,” hoy izy eto nandritry ny resaka niaraka tamin'ny mpanao gazety tamin'ny alarobia.”
Nanomboka tamin'ny fotoana nanambarana an'io foto-kevitra io anefa dia efa maro sahady ny olona nanakiana azy io izay mieritreritra fa tsy hitsahatra na oviana na oviana ny fifanenjehana noho ny fahasamihafana volon-koditra ao amin'ny firenena. Namerina ny tantaran'ny mpitoraka blaogy iray hafa ny mpitoraka blaogy Calvin Chew :
Naheno momba ny foto-kevitra 1Malaysia aho, ary mieritreritra fa tsy ilaina akory ny filazana amintsika ny amin'ny hoe tokony hiray hina isika. Efa ela no tokony niraikitra tao am-pontsika sy tao an-tsaintsika hoe iray ihany isika.
Mampalahelo anefa fa dia mahita fanavakavaham-bolon-koditra sy fizarazarana foana ianao. Eo foana ilay fomba fijery izay mifototra amin'io resa-poko io izay milaza fa ny foko Maley no ambony indrindra ary tsy maintsy arovana ny zon'izy ireo, ary ireo ankoatran'ny Maley dia an-jorom-bala hatrany.
Ary tamin'ny faha 30 Aogositra 2010 tamin'ny takarivan'ny Andro fitsingerenan'ny nahazoan'i Malezia ny fahaleovantenany dia mbola namafisina hatrany io foto-kevitra io raha nisy tranga niseho tao amin'ny vohikalan'ny tambajotra ara-tsosialy facebook mikasika fanafihana nohon'ny resaka fanavakavaham-bolon-koditra nataon'ny tanora maro :
Raha iny izahay saika hialoha azy ireo iny dia nitodika ny iray tamin'izy ireo ary nanomboka namely daka nisidina teny amin'ilay namako izy. Nahita ny ‘fahafinaretany’ teo am-panaovana izany ilay namany, dia indro koa izy nanao torak'izany koa tamiko. Tampoka be ilay izy ka ny zavatra noeritreretiko tamin'io fotoana io dia ny hoe: “Fa dia inona loatra re no nataonay azy ireo e?”
Lavo izahay ka tafandohalika tamin'ny tany nandritry fotoana kely talohan'ny nisidinan”ny dakan'izy ireo sy nahatongavan'ny totohondriny nifanesisesy tety aminay. Na dia voafatotra avy ao amin'ny sorokay aza ny rantsam-batanay rehetra, dia tsy afaka namaly izany akory izahay nohon'ny hatezeranay diso tafahoatra. Ary tamin'ny farany, namely totohondry ahy teo amin'ny handriko ny iray tamin'izy ireo ka nitsininika ny ràko. Nony nahita izany izy ireo, dia tsy nanohy intsony fa lasa nandeha. NANOHY NY DIANY, hivaly amin'izy ireo anie ny nataony. Tsy mba natahotra akory izy ireo ka hoe hihazakazaka hitsoaka fa vao maika NANOHY NY DIANY moramora toy ny avy nandresy tamin'ny lalao izany na koa zavatra hafa. Ny zavatra henoko farany nolazain'ny anankiray tamin'izy ireo dia ny hoe “Baliklah ke negara asal” (Mandehana miverina any amin'ny firenena misy anareo any Malay any ianareo).
Na dia ohatran'ny tsy dia nahomby aza io foto-kevitra 1Malaysia io, dia mbola nanamafy io resaka io ihany ny mpitoraka blaogy Khoo Kay Peng:
Ny tena mbola tsy ampy dia mila politikam-pfiniavana hametraka ny tena toe-tsain'ny 1Malaysia ohatra: fanolorana fitoviana, ny fahatsapan-tena ho ao anaty vondrona iray, ny rariny, ny fahamarinana eo amin'ny ara-toe-karena sy ara-tsosialy ary ny fifanajana eo amin'ny Maleziana rehetra tsy asiana fijerena ny lokom-bolon-koditra sy ny resa-pinoana izany.
For the concept to be successful, the BN (Barisan Nasional) government must not continue to play its race supremacy game. If a particular race is seen as more supreme or privileged than others, the concept of 1Malaysia will remain a mere concept without a soul. Mba hampahomby an'io foto-kevitra io, dia tsy tokony hanohy ny lalaony eo amin'ny fametrahana fahamboniana eo amin'ny resaka volon-koditra ny governemanta BN (Barisan Nasional). Raha toa ka misy firazanana iray hita hoe ambony na hoe manana tombony amin'ny hafa dia mijanona fotsiny ho foto-kevitra tsy misy fanahy io 1Malaysia io fa tsy manana fototra akory.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...