Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Chili: Mpianatra namoaka lahatsary fohy momba ny “fitandrohana”

Namoaka andian-dahatsary fohy ny mpianatra avy amin'ny sekoly Shiliana lahy Las Cumbres; ary tafiditra amin'izany ny resaka fitandrohana (herisetra) sy famonoantenan'ny tanora izay mifarana amin'izao filazana izao:

This is a phenomenon that is taking place in our country and the rest of the world. You can't know what another person is thinking, or how your jokes may affect them. Let's avoid the hindering of future talents due to the immaturity of some.

Toe-javatra mihaohao eto amin'ny firenentsika sy manerantany izy ity. Tsy fantatrao izay eritreretin'ny olona iray, na ny fanafintohinana ao anatiny noho ny kivazivazy ratsinao. Mba ialao re ny hanohintohina ny manantalenta rahampitso noho ny tsy fahamatoran'ny sasany.

Betsaka hetsi-batana sy hetsi-tava ny lahatsary fohy “Bullying”(Mitandroka) ka na dia navoaka tamin'ny teny Esipaniolona izay mety tsy ho fiteninao aza izy io dia tafita tsara ny hafatra: (Ao amin'ny lahatsoratra nadika no misy ny lahatsary koa)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.